volana

1. booboo ( 03/01/2005 16:48)
Mihaino hira zà dé misy oe refa Alakarabo dé @ zay ny fotoana fanaovana matso eny Mahamasina.
Sô misy mahay kay oe inn aby ny volana teo @ Ntaolo dé inn ny fatao t@ zany ? Sôtra.
2. chipie1 ( 03/01/2005 17:32)
alahamady ! tsy aiko oe fanaovana inn hihihi
3. maditra ( 03/01/2005 18:39)
volam-posa, be lalitra :-D oue!
4. pitchou ( 03/01/2005 19:08)
asaramanitra: fanaovana fety be sy fandroana angamba (t@ zany manko mbola natsaka lavitra b ery ambany andrefana d tsitsina b ny rano)
alakaosy: tena ratsy be! oay! tandremo!
adijady: fanararaotana filana kisa
adizaoza: ngamba ny tena izy dia \"ady saosy\", @ fotoana maitso vary ka tsy misy ny hohanina
asorontany: fanaovana sorona hangataham-pitahiana
5. pseudo ( 03/01/2005 20:14)
adimizana
adivomanga
6. booboo ( 03/01/2005 21:28)
tsssssssss :-D
7. ikaretsaka ( 03/01/2005 21:37)
Ny an\'ny gasy dia manaraka anee lunaire fa tsy kalandrieh!(hainao angamba hatreto satria ianao koa specialistra @ io ry booboo @ maha vehivavy anao :-))


Miovaova ny faha-tsinanan\'ny volana fa tsy mba fotoana raikitra, toy ny fanisan\'andro tandrefana.

mety feno 26 andro izay vao tsinana ny volana nefa indray koa efa mahatratra 30 na 31 aza vao miandoha indray ny volana

ny volana matetika maharitra (30 n1 31 andro ) dia ny Alahamady, Asorotany,Adimizana,Adijady

eo @ 28 andro kosa no aharetan\'ny Adaoro,Adizaoza,Alahasaty,Asombola,Alakarabo,Alakaosy, Adalo,Alohotsy.
8. booboo ( 03/01/2005 21:46)
Sôtra aloha. Ah ! noheveriko fa anaram-bolana koa lé Alakarabo :oops: . Ary lé Asaramanitra ndray inn @ volana inn ? Sôtra.
9. ikaretsaka ( 03/01/2005 21:49)
tsy anaram-bolana ny asaramanitra ka..
ie .. anaram0bolana ny alarakabo ka,,,
rehefa ririnina any madagasikara matetika ny alakarabo.
indraindray mitontona asorontany ny 26 jiona dia izay no manao matso ka.
10. booboo ( 03/01/2005 22:07)
Sôtra indrindra manazava fa tena cancre mitsy zà resaka volana sy tonon\'andro malagasy nefa mahaliana anà lé izy. Dé zarao ihany zé hain\'Ikaretsaka na ny namana hafa mahay momba io raha io dé re-re-re-re- misaotra.
11. ikaretsaka ( 03/01/2005 22:15)
za ko tsy de mahay fa saingy taizan\'antitra dia mba mahay ny basique
12. mihanta ( 04/01/2005 10:35)
io resaka volana io d tsy mba haiko ankoatran\'ny fadim bolana :-D
13. chipie1 ( 04/01/2005 11:01)
:-D :-D
14. booboo ( 04/01/2005 11:19)
mihanta>hatraty koa io :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 04/01/2005 14:56)
ka rehefa hay ny fadiny dia mba jereo indray ny fidiny... (sy ny fiakany!)
16. watafon ( 05/01/2005 05:33)
mihanta wa tsy maintsy manondrana fôna e! :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 09/01/2005 03:56)
efa mahazatra azy io e :roll:
18. andansonia ( 11/01/2005 12:27)
Misy rangahy izay niezaka nanoratra ny fahaizany sy fandalinany ny tonon\'andro malagasy. Nipetraka tany ivelany izy f\'efa nody aty.Amidy eny @ librairie Tana io bokiny io raha tsy diso aho. Fa raha tsy olona manana notion volana, ohatraohatrn\'Ikaretsaka io tsy mahazo ilay boky.
19. tsiperifery ( 11/01/2005 16:21)
Mba hafaro izany boky lazain\'i andansonia izany r\'ikaretsaka fa zahay hono izany terak\'alakaosy tsy mahazo le boky a ! hihihi.
20. ikaretsaka ( 11/01/2005 17:36)
tsy haiko indray letsy zany boky iznay fa ny ahy io ihanyny haiko le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7224