horohorontany any Asie

21. booboo ( 29/12/2004 19:02)
ka ny Océan Indien tsy manana ohatra ny an-dry zareo any Pacifique
22. fijo ( 29/12/2004 22:56)
tena andriamanitra mpamono olona io ka
23. yonikafopl ( 30/12/2004 10:27)
fijo andray :(
Tna nampalahelo tokoa iny zava nitranga iny, ny ana ny tena mampalaheo ana de le mahita ny sri lankaise aty aminay. mihazakazaka miantso any aminy
dia midradradradra mitomany avy eo ary dia safotra ny sasany, tena ontsa ny fanahiko. efa tsy tia mijery vaovao tsony aho fa mangorakoraka ny foko. Tena maha tonga saina ilay zava mitranga ary mampivavaka ahy raha izaho manokana aloha.
24. sechat ( 30/12/2004 10:38)
fijo :evil:
25. pitchou ( 30/12/2004 18:15)
fijo voasazy androany fa maditra! :evil: :evil:
angamba tsy mbola nisy loza voajanahry nahery vaika sahala @ity indray mitoraka ity!
booboo> tokony hametraka an\'io daholo ny firenena rehetra manamorona ranomasina. Tsy mbola tena nihatra mafy sahala @ zao taty @ ocean indien io tsunami io fa tsy mbola nisy nieritreritra izany
26. fijo ( 30/12/2004 20:41)
ka lazainareo fa izy no mandahatra ny rehetra ka.noho izany dia izy no nanao an\'ireny .mpamono olona io fa hialao ry zareo an
27. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:54)
Yonika> booboo, pitchou
raha iznay kosa no inoany.. inona ny tsininy?
28. booboo ( 30/12/2004 21:27)
ikaretsaka>zà tôko tsy niteny angé ny @ raha notenenin\'i fijo !
29. pitchou ( 31/12/2004 17:20)
karetsaka> ka hita fa tsy andriamanitra no nanao an\'izany fa ny tsunami kou!
30. xxx ( 01/01/2005 15:35)
hitanareo moa fa mahatratra 600000 par jour no maty erani zao tontolo zao ,fa mapieritreritra ,sady mahery io fa tsy io iany
31. kitjo ( 01/01/2005 16:16)
andray kosa ty fijo
Tsy mampitondra izay tsy zaka izy e....misy dikany io
32. ikaretsaka ( 02/01/2005 03:41)
saingy samy manao ny vinavinany eo fa izy irery ihany aloha izoa no mahalala ny dikany
33. fijo ( 04/01/2005 23:33)
kitjo an efa mampijaly olona aloha izy ko
34. moi ( 05/01/2005 12:21)
Dia ahoana indray ary hoy ianareo fa misy milaza fa hoe tsy voajanahary izany iny loza iny fa essai scientifique (baomba) tany an-dranomasina tany ?

Ny tokony ho fantatry ny milaza fa mamono olona ny tompo : ny fahafatesana ange tsy mampandre na mpino na tsy mpino rehefa ho avy e ! Ary tsy ny fomba fahafatesana no zava-dehibe fa ny fahavononana raha iray minitra sisa no anjara eto. Sady ny tena mino koa tsy malaina hiala eto, satria manana antoka fa tsara lavitra ny ho vantaniny...
35. sangojy ( 05/01/2005 13:54)
moi> misy manao ironie aza aty aminay: sao kou we BenLaden koa no nanao an\'iny?

Resaka finona: ahoana no andraisana ny hafatra avy any ambony hoe MIFANKATIAVA manoloana izao zavamisy sy ny efa nisy hatramin\'izay? Satria :
=>raha zah aloha tsy manao hoe Andriamanitra no te hamono oul, lalanan\'ny natiora io, efa nankininy amintsika aza ny fikarakarana ny natiora;
=>tsy azo jerena araka ny siansa koa ve fa mety hisy vokany any anaty any ny desquilibre climatique aty am surface, sns..? hypothèse faran\'izay tsotra (trop naive meme) be io.

Resaka fahoriana/fijaliana sy fivavahana/finoana:
Mampalahelo ny maty sy ny mijaly, fa ny marina de hoe tena tsy mahafapiry ihany ny fahaizamanaon-draolombelona rehefa sendra ireny! Tokony vao mainka hanakim-po amin\'ny Avo sady mampiasa ny fahaizamanao aza eh!
Inona no ho mety valin-tenin\'ny mpino manoloana ireny? Sady tsy miala andraikitra (manampy araka izay vita) sady mijery koa fa marina ilay voalaza etsy ambony hoe maro koa ny mijaly sy maty amin\'ny fomba hafa eran\'izao tontolo izao.

Tsy te hanao \"polémique\" koa fa :
1- raha atao hoe tsy betsaka loatra ohatra ny touristes occidentaux tamin\'ireny zones paradisiaques ireny, mety ahoana no fihetsiky ny matanjaka, eritreritra ihany ny ahy fa tsy exagerer-ko.
2- diplomatie ve ohatra ny an\'ny fitondrana mlg manao aide nefa ao an-tranon\'ny tena aza firifiry no mizaka ny faran\'ny mangidy (efa henonareo ilay raim pianakaviana nanapoizina ny fianakaviany nohon\'ny hakiviana?)
Samia ho tahian\'ny Avo daholo eh. Lava loatra!
36. titakely ( 05/01/2005 14:23)
tena mampalahelo ry reto io vaovao ny Azia du sud est io a, ny tena tsy zakakny saiko dia hoe fa maninona ny ankizy no tena mi payer cher an\'ilay izy vao avy nijery vaovao aho nahita ramatoa maty anaka firy taona iny angamba 1 taona mahery eo fa tena c\'est dure dia izay tokoa ve no lahatra sa tendry avy ao ambony?
37. fijo ( 06/01/2005 21:56)
moi izay le finoana mamono.manantena fa hisy fiainana tsaratsara kokoa any???? any aiza io,iza no efa avy any,ary iza no efa nitantara ny hitany tany?
ny eto aloha hatao izay hiainana azy tsara fa izay tsy hita any avelao any
38. pitchou ( 07/01/2005 10:21)
sangojy> aza asangojy loatra ny eritreritra re e! azo azavaina ara-tsiansa daholo na ny eritreritra misangojy aza, saingy misy fetrany ny fanazavana azo omena!
fijo> efa eo @ lalan\'ny fitondran-tena ara-pinoana ianao izany! satria tsy ny fikatsahana izay ho tambiny ho azo rahatrizay no tokony hitondrana ny fiainana fa izay mahasoa ny mpiara-belona aloha! efa fitiavana (an\'Andriamanitra) lehibe mihitsy izany! fa raha finoanamamono fa tsy mamelona manko dia finoana diso lalana!
39. kanty ( 10/01/2005 15:12)
fijo > sambatra izay mino nefa tsy mahita...

...Ny tena mampalahelo ahy koa dia ny nahita ilay ankizy vao maika nirona nankany @ ranomasina nahita ilay izy nihemotra. Satria nihemotra im-betsabetsaka izy ary tena tafa-hemotra lavitra be dia avy eo lasa onja be mandroso mankaty aloha. Dia ny olona sasany aza efa tsy tratran\'ilay onja voalohany dia nihemotra indray ilay ranomasina fa ho avy ilay onja faharoa dia mbola vao maika indray lasa niróna nankeny @ ranomasina hijery. Izany ilay hoe tena tsy ampy mihitsy ilay éducation e! Izaho koa mino hoe efa betsaka ny olona manam-pahefana no nahalala an\'io fa matahotra ny fikorontanana eo an-tanana. Fa dia mampalahelo aloha ilay izy nefa inona moa no azo atao intsony. Ny mivavaka no vahaolana tsara indd angamba.
:)
40. kanty ( 10/01/2005 15:20)
Fa tena mahagaga ilay biby t@ io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178