Coup de foudre

141. dadabe ( 13/03/2005 16:22)
zah aza matahotra ny mitsonika kou ,zany hoe zah aza tsy mahalala ihany kou ,lazzao poupou a (l) :-D
142. poupounesana ( 14/03/2005 09:33)
ountssss! sé ki é dit é dit d efa zay zany
143. dadabe ( 14/03/2005 10:26)
poupou :wink: (l) :-*
144. poupounesana ( 15/03/2005 16:53)
:roll:
145. fijo ( 16/03/2005 23:27)
lazao fa tsy hazoko e
146. dadabe ( 17/03/2005 11:31)
fijo>enjeho @taxi lesy e...
147. poupounesana ( 17/03/2005 17:40)
zay mitsy! mba henoy tenin'i dadabe fa izy anie efa mahay raha eh
148. dadabe ( 19/03/2005 17:02)
non zah tsy mahay ka,ary maninona mou raha zah indray no atao mpianatr'i poupou e,de poupou maitress ko satria tsy ao manko le mpianatra iray izay (mety nofafafan'ny voirie angamba),de mba mamelom maso isika e
poupou :wink: :wink: (l) :-*
149. poupounesana ( 20/03/2005 05:57)
iza njay zany wanted zny ry dadabe? zà alou tsy mahay manao maitresse zany kah! sady hamelon'inn hono? ka rah efa velona ny maso d ahoana?
150. dadabe ( 21/03/2005 14:19)
de mamelona andramaso ka :wink: fa tsy hoe mamelona inona akory
poupou= (l) + :D + :-*
151. fijo ( 24/03/2005 23:55)
poupou ko mba mampifila tsssssss
152. dadabe ( 25/03/2005 07:32)
fijo>f'hita less,na mety efa tratran
'ny coup de foudre avy aty @dadabe angamba izy kou :wink:
153. poupounesana ( 28/03/2005 07:38)
zà angah nampanantena nininn an'izaniza teo koa mampifila ah mampifila
zay ane no mampamarina anle "l'espoir fait vivra les ....." eh
dadabe, coup de foudra? ountssssss
154. fijo ( 29/03/2005 22:33)
poupou maninona kosa raha tratra tany ndry
155. poupounesana ( 30/03/2005 08:51)
ka rah tena tratra ah d manaiky fa zà mboal tsy tatrany koa handainga zà zany
156. dadabe ( 30/03/2005 14:38)
poupou>hhmmm :wink:
zandry :D merci
157. fijo ( 30/03/2005 21:39)
hummm sao dia tratra de mody le be fanda be ireny ary.
158. poupounesana ( 31/03/2005 17:31)
ka teneniko eot hoà refa tratra ah!rah mboal tsy miteny nininn za zany d mbola tsy tratra!
vita inn kay ny kidoron'i fijo ao? tokny hatao malemy2 fa toa lasa mafy b ny hatokao :-D
159. fijo ( 01/04/2005 22:22)
hay ,efa kitika hatoka koa.hummm mamazeny e
160. poupounesana ( 02/04/2005 06:01)
jereh! mbola mafy hatoka ihany? zà ane tsy hikitika f'az amatahotra eh! na hikitika az aho d kapokapohiko io!io mafy b io v haheno marary eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.753