Coup de foudre
102. poupounesana
(
12/02/2005 08:19)
lenan'ny orana v? @zay mipeta2ka tsar any akanjony! espèce de voyeur enao kay han
104. fijo
(
15/02/2005 00:19)
inona ary ty resaka espesy ity ry poupou.ndry ve izao raha maheno feo somary hankonankona ao ambadika ao tsy mba lasa mitazana ko.
105. poupounesana
(
16/02/2005 06:26)
raha nanao zay hanintona ny mpandalo mitsy anie hafa eh! fa ny lenan'ny oran tsy natao fanahy iniana! indrindra moa fa lamaody ny fotsy! mampalahelo mitsy le vevavy
106. ikaretsaka
(
16/02/2005 14:59)
izany ny faux pas voalohany indrindra na lehilahy na vehivavy... tsy manao fotsy rehefa ho lena!
107. fijo
(
16/02/2005 23:59)
ka tsy hain'ilay sipa anie letia hoe amin'ny fotoana inon aizy le lena e
108. dadabe
(
17/02/2005 09:49)
fijo>tsy ho hainy ihany ve lesy hoe efa ho andalan'ny ho lena aho zany ?? :)
111. Ramaso
(
17/02/2005 13:48)
rehefa arakindry ndry ry poups hoe lena de aza manao akanjo fotsy fa hita daholo ny entana
112. poupounesana
(
17/02/2005 16:59)
dadabe,tsy nampoiziko ho enao no hahavoaka vava hoatran'zany! mbo menatra moa eh
ramaso, valable hoanao koa! refa fahavaratra interdit ny manao fotsy zany
ramaso, valable hoanao koa! refa fahavaratra interdit ny manao fotsy zany
115. dadabe
(
18/02/2005 04:18)
poupou>fa inona no vava nolazaiko le?ny marina anie no noteneniko e,fa ianareo hoa tsy mahazaka raha vao ny marina no lazaina.Ary ny hoe dadabe login fotsiny io ,fa ndry anie afaka manova ny andry hoe bebe e =))
116. poupounesana
(
18/02/2005 07:26)
karetsk : ka zay zany le fadiana koa
fijo : nenao ry fijo tsy maitnsy fotsy na fahavartra na lohataona! satria enao v.!
dadabe : ny hampatanora az ne tedavina koa bebe ah bebe! :-P :-D :-D :-D
fijo : nenao ry fijo tsy maitnsy fotsy na fahavartra na lohataona! satria enao v.!
dadabe : ny hampatanora az ne tedavina koa bebe ah bebe! :-P :-D :-D :-D