Ody fitia tena efikasy...

101. poupounesana ( 17/03/2005 17:32)
=)) =)) =)) kay letia eh! mampitahotsa b zany tsinjona zany han!zay alou tsy tia tsinjona eh!malaly b zany
102. sonwin ( 17/03/2005 17:36)
misy tsinjona malefaka maro mpankafy an...dia zara aza misy manindrona foana sady ampiany teny hoe ataovy mafimafy :lol:
103. poupounesana ( 20/03/2005 05:52)
=)) =)) =)) tsy tsinjona zany nenaran'iny e
104. haingo23 ( 21/03/2005 10:20)
Izaho angamba no tsy mahazo resaka. Raha ny fahafantarako azy ny atao hoe ody fitia dia olona tsy tia anao lasa tia anao. Raha olona efa mifankatia ve dia mbola ilaina ny ody fitia ? Tsy ody fitia angamba no mety filaza azy (mety ho diso ny hevitro)fa fitaizana fitia. Ireo voalazanareo ireo dia marina daholo, tambitamby, fanajana, ...

Raha olona tsy tia anao kosa dia ahoana nefa ianao tia azy (na mila azy). Misy mantsy filana fotsiny fa tsy fitiavana. Eo anoloan'izany no miptraka ny hoe "ody fitia".

Ny tena hitako mahomby aloha hatr@ izao dia roa :
1- Resaka dadarabe sy ny fanafody (asan-devoly)
2- Miezaka mandresy lahatra @ fomba rehetra izay mila faharetana betsaka.

Ny dadarabe aloha no tena be mpampiasa. Misy olona mipy maso vehivavy iray dia manaraka hoa azy ilay vehivavy. na ao ampiasana izany dia vita any @ WC ny afera. Dadany an !

Izay e
105. dadabe ( 21/03/2005 14:26)
haingo23>sao de mba i toi aza no nanao tany @wc le? hihihih :wink:
poupou>njy tsy azo tsinjomin'iza n'iza zany a!
fijo>sonwin> :-P
106. fijo ( 24/03/2005 23:59)
tsinjona efikasy izany ry poupou an.
haingo >aza dia manao delira fa devoly taiza ny dadarabe.?sa gasy dia devoly?ary enao kristianina io ve dia mino izany hoe mipika maso dia lasa hoazy izany?mampisy ahiahy ity finoanao an.
107. dadabe ( 25/03/2005 14:41)
fijo>anareo zany fa i poupou arovako :wink:
108. poupounesana ( 28/03/2005 07:28)
:-D :-D :-D
fa zao alou eh! marina ihany nen'i haingo! misy dada(ra)be manao an'zany mitsy hono! mikopa lamba eny ambony tendrombohitra d tongan y sipa @ alina b d refa vita ny atao d lasa le sipa mody d refa taitra vo gaga2 hoe toa hafa2 zà zany!

dadabe v alou d tena vhv sa mody vhv fotsiny eh?

fijo : raha tena efikasy zany tsinjona zany, miaro @ aretina inn anefany le izy eh?
109. fijo ( 29/03/2005 22:36)
poupou aza di aminomino foana moa e.taiza koa no efa nisy an'izany fa sipa efa vita RDV izany mankeny izany.
tsinjona miaro amin'ny aretina fahizana io(mahia)rehefa azony dia lasa mahazo aina .
110. poupounesana ( 30/03/2005 08:43)
zany hono koa! tsy zà alou zany eh!fa nisy niteny t@ko d mba tantaraiko eto koa!

d reny matavy b reny zany d votsinjona tsara mihitsy no sady voaaro tsara mihitsy eh!enao moa matyv b raha tsy diso aho eh?
111. dadabe ( 30/03/2005 14:47)
hhmm resaka tsinjona njay le
poupou>tsy mba fanjaitra maranitra anie izany fa le dombo be ireny e,sady tsy mba mitsindrona tsotra fa mivoka miditra ,de manjary mampatavy be , :-D :-D
o ry poupou aavia jereo savao de ho hitanao na vhv aho na lhl? le any @namana ireny fenty ireny mba hampahalaza ny kofy de mody atao joba.
hihih milay e
112. fijo ( 30/03/2005 21:41)
poupou an za tsy matavy be izany fa aza miteniteny foana eo ndry.
marina io voalazan'i dadabe io
113. poupounesana ( 31/03/2005 17:27)
=)) =)) =)) !
fijo, efa tsy votsijona alou zany enao rah tsy matavy
dadabe, inn koa zao zany manoa b fikafiak znay! d maninn zao rah mba mitsotra! iavonan'ny sipa @zany f'atovy :wink:
114. fijo ( 01/04/2005 22:23)
raha ny sipa hafa no miavona tsy koi fa raha poupou mety tsy lasa ka
115. poupounesana ( 02/04/2005 05:55)
zany mantsy anie wa eh,
116. fijo ( 05/04/2005 22:31)
higrevy aho raha ndry no miavona
117. poupounesana ( 06/04/2005 16:47)
ka za wa tsy miavona zany mitsy fa mba midongy kely fotsiny
118. fijo ( 06/04/2005 22:54)
fa nga ndry avy any midongy atsimo
119. poupounesana ( 07/04/2005 08:52)
ààà midongy andrefandrefan'ny atsinana apovoanin'ny sisiny kah
120. fijo ( 07/04/2005 21:53)
ao ampovoamboany ao izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3101