fitaovana mahomby eo @ sehatra ny fitiavana ve ny filàna ara-nofo???

21. ikaretsaka ( 18/12/2004 18:49)
vary sy laoka io ry zalahy an..
raha vary fotsiny dia mankaleo
raha laoka fotsiny koa mankarary
fa dia ampipio ao e
22. fijo ( 22/12/2004 22:37)
tena io mihintsy ny fotony ka.na ao aza ny vola sy ny tamitamby rehefa io no tsy ampy na tsy ao tsara dia ravamaina
23. jhouhlambout ( 23/12/2004 19:54)
Ohatran\'ny vary sy laoka ihany io é!
24. fijo ( 23/12/2004 21:37)
izay raha vary maina be tsy lasa ka
25. pseudo ( 27/12/2004 22:58)
fijo>ary aiza daoooolo ary ny joba no tsy tazana eto? sa menatsa ve? :(

paola>raha aretina mandalo;milona be zany in-3 isan-kerin\'andro izany! in-3 isan\'andro:maraina,atoandro,hariva :^)
26. fijo ( 28/12/2004 22:08)
pseudo.ny sipa toy ny sifotra milentika raha va misy mihetsika
27. lity ( 01/01/2005 20:37)
angamba tsy de misy ambara ny sipa satria matetika ny leilahy no mi exiger ny firaisana ara nofo; noho izany ny leilahy no tena mila ;nefa tokony hifamaly izany satria adidy eo anatrehan\'Atra ny firaisana ra mpivady vita ,mariage an! Fa izao no hamaliko ny tena fanontanin\'i pseudo:efa noraisinao ho fitaovana ilay resaka filana aranofo ; fa sao kosa tsy fitaovana ilay izy fa zavatra hafa?satria raha fitaovana de refa impuissant izany ny iray de ahoana?de tsisy fitaovana intsony!sa hividy kit special :-D :-D :-D :-D
amin\'ny fahatanorana izy tena mahomby fa refa antitra de :?: tonga de manovokovoa be zany deny yao eeeeee :-D :-D :-D
28. mihanta ( 02/01/2005 16:57)
fijo ovay sosa refa tsy mahalasa ny vary maina
29. fijo ( 05/01/2005 00:08)
mihanta sosoa tsy misy laoka ve?mampalemy andilana
30. fijo ( 11/01/2005 22:43)
rehefa noana kosa ve ;na vary efa hafakomaly aza tsy lany ihany le
31. yrhinas ( 15/01/2005 07:10)
mila soritana aloha we misy saraga eo @io tontolo io : araka ny ambaran\'izanahary de ho an\'ny olona efavita fanekena teo anatrehany no afaka manao an\'any ...ka rah toa manana fanirian te hanandrana ny tanora de miverin-dalana am le fahotana t@ fototra hoe aza mamango am vônkazo norarana de ny manan-tsaina ngamba afaka mandinika tsara ...eo anatrehan\'zany anefa tiako ny milaza fa adala ny saina tsy mankafy an\'zany kanefa ny sitrapo mety ho fahotana fa ny tenin\'andriamanitra ihany no azo atao fitaratra sy torohevitra tsara sy masina indrindra
32. mihanta ( 15/01/2005 10:23)
oups in 3 isan\'andro hono paola hihihihisao d tsy ampy tsy lany zany :-D
33. fijo ( 17/01/2005 23:19)
mihanta in3.fanafody io kay ko
34. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:06)
zany ve ry mihanta?? hmmm
35. fijo ( 18/01/2005 23:25)
hummmmmm mahasitrana
36. dadabe ( 21/01/2005 13:01)
:-* (l)
kay kay kay misy kozy milay ato zany,zavatra natoraly io ry pseudo a! ary zah manamafy fotsiny an\'izay voalazan\'i yrhinas,misaotra zandry e,fa na zavatra (fa tsy fitaovana) natoraly aza ny firaisana aranofo dia tokony haka tahaka ny tenin\'Andriamanitra ihany isika
(l) :* zay ihany e
37. fijo ( 25/01/2005 23:14)
dia manaova ary mamenoa ny tany ary e
38. mihanta ( 01/02/2005 22:23)
d mazotoa b aza
39. fijo ( 01/02/2005 22:39)
izany izany amena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1454