fitaovana mahomby eo @ sehatra ny fitiavana ve ny filàna ara-nofo???

1. pseudo ( 17/12/2004 01:34)
Angamba eny hoy aho! nefa koa toa tsia fa mety ho fitaovana mahomby koa ny vola sy ny filàna ara-nofo eo @ fitiavana!!!
novalian'i fijo ny 01/02/2005 22:39
2. loockx ( 17/12/2004 03:33)
asa re, mety ho marina fa tsy voatery ho marina foana. Fa rah amzany d ny saina zany no tena mibaiko le fitiavana fa tsy ampy le an\'ny fo, sa tsy zany?
3. xxx ( 17/12/2004 04:04)
ny vary tsy maintsy asiana loaka... io ny laokam-pitiavana
4. mihanta ( 17/12/2004 07:08)
zavatra mifameno reo raha miaina ao anatin\'ny fitiavana
5. ravatorano ( 17/12/2004 07:25)
mifameno marina ireo fa tsy irotorotoana na atao tsy ampiheverana kosa.
Io le resaka we samy miaramanaiky foana mba hampatsiro ilay fitiavana
6. titine2005 ( 17/12/2004 08:54)
bonjour!!
fa ny any lehilahy kosa de raha mba kamo kely ilay vehivay de iny no mapitarika ady...tena ni remarquer ko izany...de rehef mahazo for matetika de falfaly ery...nefa lasa force ilay vehivavy..tsy mitov ny fila na eo am lahy sy vav...
7. tolotra ( 17/12/2004 09:22)
fa ahoana kosa mou no tsy ho falifaly rehefa mahazo matetika,mahatsara fiavanana angeh zany e!sady ma b fitiavana ko sady tsy mampibolila tsony,tonga d am-pitiavana b e!
8. mozart ( 17/12/2004 09:45)
tsara ihany aloha ny manandrana kely alohan\'ny tena hiroso lalina satria sao de mampisy fahadisoam-panantenana eh! de izy io koa tsy atao foto-tsakafo akory ka isak\'izay mahatsiaro de raikitra foana, srt le jôba anie no tena mila azy eh! fa ny kôfa mora valaka rehefa tena mahazo matetika eh!
9. nikopol ( 17/12/2004 09:55)
zavatra mande ho azy zany raha tena fitiavana
10. sechat ( 17/12/2004 10:22)
\"fitaovana\" ngamba hoy a hoe hafahafa ihany satria tsy entina hampiasaina ahazoana, na hampateza fitiavana le iz fa \"vokatrin\'ny\" fitiavana na \"fomba\" 1 anehoana fitiavana.

Ny fomba nefa betsaka ka tsy voatery hoe izay foana kou (araka2 ny ol io) ary refa tsisy izay de miady :evil:

za kou mahita fa zay ny pb-n\'ny lelahy sy ny vevavy satria tsy mitovy le fotoana, ny fréquence ilàna azy ary matetika tsy mitovy kou ny dikany :°) .

@ lelahy sasany (ny majorité ve? :-D :-D ) tena efa besoin incompressible mitovy @ misakafo le iz ka efa mifanalavitra @ le resaka fitiavana ndray2.

Ny vevavy ndray ny hitako (na dia misy aza ny tsy otr\'izay) dia tena sensible @ le resaka fitiavana ka mampiaraka foana ireo zavatra 2 reo.
11. paola ( 17/12/2004 11:13)
sady maha ela velona hono reto ny manao firaisana in 3 isakerinandro . hono an :?: :-D
12. paola ( 17/12/2004 11:13)
sady maha ela velona hono reto ny manao firaisana in 3 isakerinandro . hono an :?: :-D
13. booboo ( 17/12/2004 11:28)
in-3 fotsiny ve ? :-P Mahasalama io kah
14. hery ( 17/12/2004 11:32)
> fitaovana mahomby eo @ sehatra ny fitiavana ve ny filàna ara-nofo???

Tena tsara fipetraka ilay fanontaniana satria efa mamaritra sahady ny tena hevitry ny filàna ara-nofo. Fitaovana tokoa ny filàna ara-nofo. Fitaovana hahamandimandina sy hanatsarana ny fitiavana. Raha amin\'ny teny vazaha dia hoe accessoire... Amin\'ny maha fitaovana azy anefa dia zavatra ivelany fotsiny izy. Haingo hanatsarana azy fa tsy hoe maha izy. Ilaina kanefa tsy hoe raha tsy eo ilay fitaovana dia tsy misy mahaizy azy intsony ny zavatra. Izany hoe na dia tsy misy filàna ara-nofo aza dia tokony ho velona hatrany ny tena fitiavana.

Raha hitariko kely dia misy mantsy ny mpivady no tsy afaka manao an\'izany filàna ara-nofo izany intsony (vokatry ny aretina, fahanterana, fisarahan-toerana sns) kanefa tokony ho velomina hatrany ny fitiavana ary apetraka amin\'ny maha fitaovana lany daty azy sisa ny filàna ara-nofo.
15. xxx ( 17/12/2004 21:08)
Fa na izany aza, mahatsara kokoa any ilay fitiavana ny fisy ilay fitaovana.
16. moi ( 18/12/2004 07:53)
Ilay hoe Fitaovana dia ekeko, fa ny hoe mahomby tsy ekeko.
Fa tsy mampiasa, sa tsy afaka mampiasa, sa tsy mahay mampiasa fitaovana ve isika (nefa mba manana ihany !) no be ny olana ara-pitiavana ?
17. dezy ( 18/12/2004 10:13)
1+1=2 de otsany zay koa ny fitiavana sy ny firaisana @ vady fa ra vao 1+2 de tsy mety fa misy any an-tsisiny nefa...... :-P :-D :-D :-D
ary ery ambony ery misy we 3 isakerin\'andro neveriko fa we 3 isana\'andro otsany fanafodiny dokotera sady masalama no maha ela velona :-D :-D :-D :-D
18. vegas ( 18/12/2004 11:57)
tsy vitan\'ny ho mahasalama sy mahaelavelona fa mahatanora ihany koa.
19. deba ( 18/12/2004 12:02)
raha ny hevitro oaloha dia izao tsy ilaina firy io zavatra iray io @fiainana fa mety hahatonga zavatra betraka eo @olona roa mety ho io fotsiny no tena import @aminy dy izay ratsy hoe tena mifampatoky tsara izy roa fa raha tsy izay de eo no raisyna ianao ra sipooooooooo! :evil: :roll:
20. toto ( 18/12/2004 16:09)
Marika iray ao amin\'ny fitiavana ny firaisana ara-nofo ka anisany fitaovana lehibe amin\'izany raha ohatra ka fantatr\'ireo mpifakatia ny antony hanaovany azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5168