Io
43. ikaretsaka
(
20/12/2004 15:56)
ka tsy azoko izay tiany nefa rehefa samy mba tia an\'io ange tokony miresaka an\'io am-pahalalahana e
45. ikaretsaka
(
20/12/2004 16:00)
jere.. vo miresaka an\'io de lazaina fa andevozinio.. nefa ny sasany vao avy nampiasa an\'io t@ alina na fara faharatsiny t@ ity herinandro ity
49. poupounesana
(
21/12/2004 13:58)
nanomboka t@ nampidirana an\'IO tato alou d io foana no lasa resaka eh! taloha mety ny bandy ihany no tena tsy mieritreritra hafatsy io zao lasa isika menakavy vaky loha @io daolo! contagieux ane IO eh
51. tolotra
(
22/12/2004 09:55)
io tairo io fa aza miodina@ io zany,fa tsy misy hotran io indrindra @izao mangatsika izao
53. fijo
(
22/12/2004 23:12)
IO zavatra io matoa misy dia natao hiasa sy horesahana.na lahy IO na vavy.
57. poupounesana
(
25/12/2004 12:49)
d hiandry @ erintaona v vao hampias an\'izy io ry niko?
nen\'i fijo ndray ngah io tsy efa avy nampiasaina foana eh? mbĂ´ ampirimo ihany izy io ndray2 fa sao d simba
nen\'i fijo ndray ngah io tsy efa avy nampiasaina foana eh? mbĂ´ ampirimo ihany izy io ndray2 fa sao d simba
58. mihanta
(
27/12/2004 17:18)
nikopol herintaona io efa kely sisa :arrow:
fijo io mateti mpiasa :-D tsy ialan kasokasoka tsss :wink:
fijo io mateti mpiasa :-D tsy ialan kasokasoka tsss :wink:
59. pitchou
(
28/12/2004 19:31)
fijo kay mahery mampiasa an\'io an!
sechat 20/12/2004 18:46:49> mba maka rdv @io aminy kosa fa d hanao miara-mizotra ao v e! io kosa no mahavoa anareo!
sechat 20/12/2004 18:46:49> mba maka rdv @io aminy kosa fa d hanao miara-mizotra ao v e! io kosa no mahavoa anareo!