Io
35. nikopol
(
17/12/2004 18:05)
kinaoly aiza kousa, ny ahy zao \"itsy\" indray! indraindray ihany vô io
36. pitchou
(
18/12/2004 06:18)
ze mitady valiny @ io zany d manatona ny vadin\'i sechat e! izy hono afaka mamaly an\'io tsara! :°)
37. dezy
(
18/12/2004 10:29)
\"io zavatra\'io ,efa atreny ambony dabil\'io,no nieritreretako an\'io,fa mbola tsy zaoko atrini an\'io\" :-P
38. welieoelee
(
18/12/2004 11:19)
\"io\" foana ve ny eritreretin\'ny bandy marina e! Ary ny sipa koa ve misy tsy mieritreritra afa-tsy \"io\"?
Raha toa ka le eritreretiko io \"io\" io an! :-D
Raha toa ka le eritreretiko io \"io\" io an! :-D
40. ikaretsaka
(
20/12/2004 15:46)
fa ny voamariko di any sipa de mba mieritreritra an\'io koa nefa rehefa resahana an\'io dia tonga de menatra be