Vetso

1. damaopa ( 15/12/2004 06:34)
Vetso vetson-kira, hirahiiiiiiira
....
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:10
2. booboo ( 15/12/2004 06:57)
no nentiko niandry ilay masoandrooo....
3. chipie1 ( 15/12/2004 16:22)
hira hira isantarako ...
4. mihanta ( 15/12/2004 17:30)
lalalalalalalalala
vetso serasera.org
5. booboo ( 15/12/2004 19:55)
mihanta>jingle eny am-povoan-kira ve io ? hihihi
6. fijo ( 15/12/2004 22:13)
jingle ao anaty jungle be io ka
7. mihanta ( 15/12/2004 22:16)
boboo ie,d mifoha maraina b an d maninn kou mou
8. yonikafopl ( 16/12/2004 18:12)
tsssss le ol anefa mba saika hi enregistrer an\'le hira fa mbola tsy manana :evil:
9. chipie1 ( 16/12/2004 18:58)
mihanta> de mazoto be an! de maninn kou mou...
10. mihanta ( 16/12/2004 19:46)
d avy eo manontany ora d jereo ny famantaranandronao
11. fijo ( 16/12/2004 20:28)
de mikaly maraina aloha sao vizana.
12. mihanta ( 16/12/2004 20:30)
d manao exercice klou mandany ny azo
13. kinaoly ( 17/12/2004 17:35)
hirahira no hisantarako
ilay andro iray.....
14. chipie1 ( 17/12/2004 20:10)
vetsovetso no asoloko ilay
alaelo , mandrakotra tomany .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.228