inona no tena définition ny hoe sipa miodina e
41. fijo
(
23/12/2004 21:02)
ory akaman\'ika an,mba avelao io akamanay io mba hirevy kely miaraka aminay e.anay koa anie io e.
43. poupounesana
(
25/12/2004 13:53)
zay mitsy nareo zay! le akama ihany anie no mahtonga ny vady haditra eh! voataritariky ny namana any d le vady koa moa d matikenamaso d tsy mirahara ny olontiany fa ny akama ihany ny akama hatrany! na ny hiseho tsara fanahy @ olontiana zany aza alou d fady raha vo misy bandy akama eo akaiky eo eh! fa ratsy v zany eh?
nenareo d ny revy foana no mandeh voalou! d marary avy any vo hoe ity aho akia malala fa mba tsaboy!
raha zà alou no atao an\'zany d miala tsiny aho fa tsy maintsy hiodina ihany aho ny farany eh! ka tsy mahakarakara tsinn koa!

45. ikaretsaka
(
25/12/2004 16:00)
mandeha daholo io an\'i popou io na lahy na vavy ka.. betsaka ko ny vehivavy manao anio
46. pseudo
(
27/12/2004 21:05)
le sipa miodina lo mbô mety ho araka ihany fa le manidina no tsy tsatsan\'ny balam-piless maintsiny! 8-)
le voahitsaka klo maharary fôna e! injinja ka mbola tia :oops: :cry: ody varatr\'alika e! :-o
le voahitsaka klo maharary fôna e! injinja ka mbola tia :oops: :cry: ody varatr\'alika e! :-o
48. fijo
(
28/12/2004 21:55)
mihodina ry poupou an.avy any aoriana koa aie ny sipa tsara e.tsy voatery hanatrika foana
49. ikaretsaka
(
02/01/2005 03:52)
fa jereo ihany ny afara na mihodina aza fa bedebe ny mamely ivoho a :^)
51. fijo
(
05/01/2005 21:08)
pseudo an rehefa taitra tsy mijery intsony na mibolisatra na tsia fa lasa ity ray tongotra aloha
52. poupounesana
(
09/01/2005 16:43)
inn ary zany tian\'i fijo resahina izany eh! fijo v mbola oll virja koa inn no hain\'i fijo @zé resak miodina eh? hitako no miteni2 foana moa koa!
pseudo, miodina sy manidina ko av tsy mitovy ihany eh?
pseudo, miodina sy manidina ko av tsy mitovy ihany eh?
53. fijo
(
11/01/2005 21:12)
poupou an arahotsara ny resaka teo aloha teo dia hazava ny zavatra lazaiko