inona no tena définition ny hoe sipa miodina e
22. fijo
(
08/12/2004 23:36)
izay no hadinony ramaso an.isika anie mamela hafatra e.izy mandray.ka asa raha tiany ny manangona ny hafatry ny rehetra.
23. ikaretsaka
(
09/12/2004 05:14)
booboo> ny fahitako azy dia hoe l\'inverse tsy voatery ho possible
dia misy zavatra azo ataon\'ny lehilahy fa tsy azo ataon\'ny vehivavy na mitovy zo aza
dia misy zavatra azo ataon\'ny lehilahy fa tsy azo ataon\'ny vehivavy na mitovy zo aza
24. chipie1
(
09/12/2004 10:37)
lehilahy kou ve no hifaninanana ouzy le fitenenana ! tsy hita ze maharatsy azy...
25. mumu
(
09/12/2004 11:15)
lalanan\'ny fiainana r\'ianona an de na sipa na bandy refa miodina de ratsy a!!!
30. xxx
(
10/12/2004 00:02)
ny miodina sy ny manodina ve misy ifandraisany??
dia inoan ny ratsy kokoa ?
ohatra hoe efa vadin\'olona na olona engage tatsy no aodina?
nva lasa fotsiny ny eritreritro
dia inoan ny ratsy kokoa ?
ohatra hoe efa vadin\'olona na olona engage tatsy no aodina?
nva lasa fotsiny ny eritreritro
34. poupounesana
(
12/12/2004 12:59)
tsy hiady hitovy @nareo mpiodina anie zay fa aza mba sendran\'ny sipa miodina aza koa! b zesta @nay eo! ny atao ihany anie no miverina eh! ka matoa ny sipa miodina d valin\'ny nataonareo bandy ihany zany
40. ikaretsaka
(
22/12/2004 14:49)
ramaso> azafadyyyy .. tsy coince za aakory na izany aza fa mbola mirevy zavatra hafa ka.. fa tsy malalaka be ohatran\'ny teo intsony !