ampy ve ny mivavaka ao an-trano?

41. sangojy ( 13/12/2004 13:49)
Misy tsara kosa ny teny gasy eh. Ilay hoe ndeha \"hiangona\", any am-piangonana izany: ilaina ny mankany am-piangonana. Na kristianina na finoana lehibe hafa (jiosy, silamo, sy maro hafa...) dia samy nanao trano mijoalajoala daholo. Tsy adalan\'ny olona ireny: tena manampy ilay \"fanehoana sy fankalazana mitambabe\" miaraka ilay finoana. Fa ny hoe mivavaka indray, sady tsara ny mivavaka any an-trano no any am-piangonana.
Mety misy \"miangona\" tokoa aloha fa tsy mivavaka eh.
42. fijo ( 13/12/2004 23:50)
ka raha hiangona wa aleo miaraka amin\'ny namana
43. pitchou ( 15/12/2004 07:18)
ka afaka miaraka @ namana marobe ange fijo rehefa hiangona e! vao maika aza tsara!
44. tsaragasy ( 18/03/2005 23:01)
ny nampianarina nay t@ mbola kely dia hoe amin'ny toerana rehetra Aa ka rehefa mahatsiaro azy na aiza na aiza dia tsara avokoa. Sady lasa mampalehelo anie zao le any ampiangonana fa ireo olona tena mivavaka azo isaina @ ratsantanana eh, olona hypocrite no betsaka. Tsy ho tanisaiko eto izay efa hitako fa manjary lava be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235