ampy ve ny mivavaka ao an-trano?

21. pitchou ( 26/11/2004 18:55)
nga mou fandaniana andro le izy? :-o
22. chipie1 ( 27/11/2004 12:47)
ka samy manana ny fandaniany andro kou io na aiza na aiza!
23. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:54)
ka ny fotoana ange natao holaniana e.. sady tsy hiandry anao io!
24. pitchou ( 27/11/2004 19:42)
mba hoe fotoana natokana we! manjary otran\'ny we mankany satria tsisy atao!
25. ikaretsaka ( 28/11/2004 18:27)
misy mihevitr aohatran\'iznay ry pitchou an..
ohatran\'ilay hiran\'i Mahaleo @ lay @ ny anaran\'ny 1
26. pitchou ( 29/11/2004 18:06)
asa aloha! izaho taloha tena mazoto mankany am-piangonana fa taty aoriana hitako mety kokoa ilay mivavaka irery ao an-trano satria tsy misy manelingelina! sady izay zavatra tiako ifotorana ivavahana no ifotorako! raha any am-piangonana manko d tsy maintsy manaraka izay onjany any! ny tena ohatra nisy zavatra nampalahelo ny tena d nefa zavatra hafa no hita any! manjary otran\'ny hoe mody miara-mivavaka nefa samy maka ho azy ihany e!
ny tena gravy le ohatra hoe nanao concours ny tena d mpiara-mivavaka ny adversera! d samy ivavahan\'ilay psitera samy hahazo!!!!
27. fijo ( 29/11/2004 22:15)
ka izay ,ny fotoana tsy miandry ka tsy aleo ve hifaliana e.
28. fijo ( 30/11/2004 21:46)
raha izay dia mety hoany koa aho ka
29. pitchou ( 01/12/2004 03:30)
ramaso> soa fa teo ianao mety hahatarika an\'i fijo ho any am-piangonana :-D :-D :-D
30. ikaretsaka ( 01/12/2004 03:33)
de hijery ny sokatrin\'i zanaka vavin\'i pasitera vy ro andehanana any le
31. anjatiana ( 01/12/2004 14:11)
ilaina ny mankany am-piangonana, miara mivavaka @ vahoakan\'ANdriamanitra any sy mifampizara fahasoavna ê!

ho an\'i pitchou, ko na adiversera @ concours aza ve ny mpiara mivavaka de tsy tokony hivavaka ho azy? @ zay de k\'ilay mahery gange aky â! :-)
32. fijo ( 01/12/2004 22:48)
ika>mba nyzanaka vavin\'ny fotsiny aza izany fa raha ny hitako matetika dia fampiderana akanjo no tena aleha any.
33. pitchou ( 02/12/2004 18:17)
anjatiana> tsy miady @ eritreritro izany hoe hivavaka hono ka zavatra mifanohitra ny hetahetan\'ny olona miara-mivavaka ao! hivavaka hono ka na ny mifampiarahaba @ samy mpivavaka aza tsy vita! zavatra hafa no tianao agatahina any d voaelingelina ianao @ vavaka ataonao satria misy mihetsiketsika eo akaiky, misy miteny @ micro ery aloha ... ny anao ny vavaka tsy mbola vita d amena hoy ny sasany d lasa ny feon-java-maneno ... d mivavaka ahoana moa izany? tsy manaraka ny rythme ny olona fotsiny???
34. fijo ( 02/12/2004 21:32)
izao atao pithou an.mankanesa any,fa maka zorontrano dia eo ndry mandohalika mimenomenona irery eo.dia vita izay dia mody fa avelao eo ry zareo.
35. pitchou ( 03/12/2004 12:59)
kou inona no aleha any fa tsy ao an-trano dia milamina tsara?
36. fijo ( 08/12/2004 23:16)
izay koa iray.hakana modely amin\'ny manaraka
37. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:11)
sady milay ange le lazain-dramaso hoe alefalefa ny maso dia manao hoe tena velondrirana be izany complet an\'ilay ranamana iry aloha iry izany
mba mafy koa izany madama izany.. andro mamotaka be io de manao talons aiguilles
38. yonikafopl ( 09/12/2004 19:20)
ika hihihhihihihih
na aiza na aiza azo ivavahana daholo ka, fa ilay fiarahana mivavaka koa ilaina hampiredareda ilay afom-panahy, mba andramo ange we tsy mandeha any am-piangonana mandritra ny 1 mois fotsiny aza e!! tena hitanao fa na ianao aza toa mitsingevaheva, zavatra iainanay aty io, ny fiangonanay rehefa ete dia vacance, tsy misy fiangonana, ny ho any @ fiangonana hafa anefa tsy vita satria teny arabo tsy dia azo loatra ny any, de tena hita we tsy ao mihintsy ilay finoana mandra-pahatonga ny rentree indray.Nefa na izany aza izahay manao fiaraha mivavaka aty an-trano ihany, fa dia tsissy lohany fa vatany daholo.hihhhi Soa fa tao Kristy
39. fijo ( 09/12/2004 22:06)
yonika a,za tsy mankany mandritran\'ny firy taona tsy mahatsapa an\'izany.
40. pitchou ( 12/12/2004 16:48)
fijo ange tsy mivavaka e!
fa izaho efa ela no tsy tany, fa rehefa mivavaka irery aho tena tsapako hoe izaho sy Andriamanitra irery satria tsy misy manelingelina mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4094