Resaka fanorenana trano

41. ikaretsaka ( 08/11/2004 23:42)
fatsoraly> mahalala momba ny areti-nify ny dokotera tsotra f any dentsiste no tena mitsabo..
io ilay samy manan any specialite-ny
meo an-drakoto ny asan-drakoto de ho an-drabe ny asan-drabe.. izay no milamina kokoa
42. xxx ( 09/11/2004 08:56)
ika> toi ngah architecte? :lol: fa ngah tokotrany mou misy ny ingénieur architecte. dia inona ny différence amin\'ny ingénieur bâtiment sy ingénieur travaux publiques
43. fijo ( 09/11/2004 21:10)
samy gegeniera ireo fa ny iray batima ny iray pobilika.
44. ikaretsaka ( 10/11/2004 03:37)
samihafa tokoa ny gegeniera sy ny architecte, tam zay 1 ere enee de heo ny architecte no tompon\'ny revy dia ny gegeniera no mikajy ny revy!
45. fatsoraly ( 10/11/2004 03:43)
dia ahoana marina no misy hoe ingenieur architecte lety? Formation d\'ingenieur fa architecture ny filiere
46. fijo ( 10/11/2004 21:34)
izay marina izany ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1472