cody isaky ny mivadika

1. fijo ( 25/10/2004 23:12)
ahoana ry zareo ity tsimaintsy manao code isaky ny mihetsika ity a.hamaky hafatra ny tena dia mila manao code intelo.hivadika forum dia efa code,miverina namana dia izy koa.
2. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:16)
ieee ny7 anahy ko alety ra fijo manoa an\'io androany
3. fanja1 ( 26/10/2004 07:12)
za kou mba gaga
4. hery ( 26/10/2004 08:28)
ok,

Efa nahitsy...
Merci
5. ravatorano ( 26/10/2004 10:03)
hery

mbola tsy merci :wink:
fa nenah dia mitady an io cody io foana na d mandrakizao d izao io aza
za saika tsy tafiditra forum anjoany

Izay vao merci
6. xxx ( 26/10/2004 14:44)
Tena mbola tsy mety ry zareo fa mbola hahitsy indray zany angamba dia ialana tsiny amintsika fa tsy mora ny manao zavatra dia merci ho an\'ny teknisianina e
7. chipie1 ( 26/10/2004 19:26)
ny ana alou mety zao e!
8. fijo ( 26/10/2004 20:58)
ok izay fa mety e.misaotra o.
9. mumu ( 27/10/2004 10:04)
sao de ny anao ramaso no voa kely?? ny anay mety tsara .
10. chipie1 ( 27/10/2004 10:11)
ramaso> ianao rery no kody kody ny any oul efa nety zao
11. chipie1 ( 27/10/2004 19:45)
tsss
12. fijo ( 27/10/2004 20:31)
ialahy ry zandry tena tsssss
13. ikaretsaka ( 28/10/2004 01:17)
fa ny code phare anareo code phare anareo fa mbola misy tsy mety ilay izy an, raha misy hafatra vaovao tonga ao @ boaty ka any @ forum ianoa na tononkalo dia miklik an\'ilay menamena de mbola mangataka pass
14. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:37)
fijo> fa zandrin\'ela taiza ramaso? aza mepanga any bainina oa fa izy ko aza mbola virj :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 28/10/2004 13:28)
code be kao i zandrinifijo le
16. fijo ( 28/10/2004 22:21)
aza homena tsiny letsy baina fa niasa be ne izy taloha e.nozarainy fitiavana izao rehetra izao,dia izay koa no mba tiako harahana.
fa ny zavatra voamariko dia rehefa hafatra avy any mada dia mitsivalana.fa nahoana?
17. zandrinifijo ( 29/10/2004 12:53)
mitsivalana? fanga sinoa ny avy any?
18. fijo ( 01/11/2004 23:13)
ny sinoa ry zandry mitsangana ny sorany fa tsy mitsivalana an.
19. dotmg ( 07/12/2004 14:49)
Rehefa avy any @ NAMANA aho no miditra aty @ FORUM dia tsy tadidin\' i serasera. namana.serasera.org mantsy ny ahy no Renitakelaky ny browser. Hatramin\' ny efa elabe io. Efa nitarainako ihany fa mbola tsy mety. Angaha moa ireny cookie ireny tsy mety hoe serasera.org no atao domaine-ny, dia amin\' izay hitan\' ny sehatra .serasera.org. rehetra?
20. hery ( 07/12/2004 17:38)
Andraso fa hojereko fa toa efa nisy an\'io ihany tamin\'ny voalohany... momba ny sous-domaines.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1185