ohabolana momba ny valala

41. ikaretsaka ( 03/11/2004 05:02)
Vitsika mitondra ela-balala.. tsy hanin\'kahavoky fa fitia te hisehoseho.
ara bakiteny
te hizesta @ akamany fotsiny hoe vitsika kely iny d emahazaka elatra valala be iny nefa sady maivana ilay izy no tsy misy hohanina akory sefa tena resak asakafo
42. fijo ( 03/11/2004 23:08)
:-D :-D :-D hoanina aloha dia avela avy eo ko
43. wawawa ( 03/11/2004 23:22)
Valalan\'alika, ny tompony aza tsy tia
44. chipie1 ( 04/11/2004 20:14)
valala iray hifanapahana
45. kitjo ( 07/11/2004 10:21)
Vitsika nahazo valala, tonga ny entana fa ny vava no tsy omby
46. kitjo ( 07/11/2004 10:28)
Valala an-tany mena: na dia tapaka elatra aza, tsy lany piaka

maro ny valala fa ny ambolo no tsara soratra

Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika
47. fijo ( 09/11/2004 22:17)
valala valala ny sipa malala
48. kitjo ( 12/11/2004 08:19)
hihihihihihi
tsy mila vakiana akory fa ao fijo manoratra d fantatra hoe inona no lazainy :^) :^)
49. fijo ( 16/11/2004 00:32)
lelika a,izay ve no mba hitanay de tssssss,ao ary e
50. fijo ( 16/11/2004 22:39)
ika wa letsy.tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4049