ohabolana momba ny valala
22. fijo
(
12/10/2004 21:23)
andiam balala an tsaha ,ka ny voly laniny fa izy laniko.vaovao io an.sady tsy ratsy.
23. kitjo
(
13/10/2004 05:50)
hahhahahahh
mampatsiaro le valala amidy tao ambohimandroso le voaendy @kapoaka.....
tanjemo fa mampangidihidy ra b lotra fijo an
mampatsiaro le valala amidy tao ambohimandroso le voaendy @kapoaka.....
tanjemo fa mampangidihidy ra b lotra fijo an
25. pitchou
(
15/10/2004 18:10)
tomefy andro toy ny valala hijery jeux des îles tao mahamasina! (t@ 2001 mou?)
28. zandrinifijo
(
19/10/2004 10:00)
valala = panao politika. naman\'itpkl andrianalijaona andriamanampy moa izy iny?
34. pitchou
(
28/10/2004 20:08)
tsimbotry sy adrisa tsy miara-matory! (samy karazam-balala ireo sao d misy anao tttttssssssssssss ndray eo an!)
39. tsilan
(
02/11/2004 21:17)
Ataoko toy ny valala manatody ianao, Andanitra torako moa an-tany loarako
40. fijo
(
02/11/2004 23:48)
hano toy ny valala aho ry sipa,fa ao anatiny vao manindrona.
ilay manindrona amin\'ny tongobehany iny io an.
ilay manindrona amin\'ny tongobehany iny io an.