suggetion pour diminuer le prix du riz a 4000 fmg /kg
42. ikaretsaka
(
31/10/2004 22:40)
ka ilay Betsimitatatra izoa lasa be mitatatra fa lasa tsikafokafona aby ny ankamaroan\'ilay tanimbary...
Alaotra efa ela noloarana angamba ka tsy afaka mandoatra loatra intsony: nankaiza ilay maha sompitra azy?
Raha voakarakara anefa ireo tanimbary ireo dia mety hampidina ny vidimbary na ariary 10 isan-kapoaka aza a aloha
ny nototofana nanaovana trano koa mandeha ihany)
dia mihena ny vokatra.. normale raha manafatra any ivelany dia tsy isika no mametra ny vidiny rehefa mividy any ivelany .. maninona raha amboarina ireny aloha?
Io le araka ny notenenin\'i Sareraka heo tsy misy afa tsy isika ihany ny mahavotra ny tenantsika

43. fijo
(
02/11/2004 00:10)
malalaka ny tany,fa ngamba kosa tokony miady varotra ny mpitondra mba ahazoana ireo trakitera efa tsy dia hilaina aty mba hiasan\'ny olona any.4x4 aza ve voavidy dia trakitera tsy tokony hoazo?
44. sambatra73
(
02/11/2004 12:54)
tsilan: misaotra @ déf° fa sarotra mitsy reo a.
fijo: tsiefa nisy traktera nomen\'ny prezidà zay ve? Fa mifanaraka @ tany any ve klou ny fapesana ny traktera? Mbola mila fenarana mamily koa io e ;-)

48. tsilan
(
07/11/2004 02:19)
Kitjo
Tsy ny vidin\'ny vary no ampidinina fa ny fidiram-bolan\'ny olona sy ny fianakaviana tsirairay no tokony ampiakarina.
Tsy marina kosa ny filazana fa ny firenena hafa dia mamokatra foana na tsy mampiasa zezika simika aza. Resaka fampiesonana ny tany mahantra fotsiny ny hoe agri-bio sy ny sisa. Fomba hitazonana antsika tsy hamokatra betsaka ireny amin\'izay ny tany mandroso ihany no manana ny vokatra be indrindra. Ka rehefa noana isika dia tsy maintsy mangataka any aminy.
Ny tsara ho fantatra angaha dia io tany io na tsy miasa aza dia miha lany tsiro foana. Ny masoandro manimba ny tany, ny rano manimba ny tany. Maika moa fa ampiasaina izy dia tsy maintsy mandroka ihany ianao rehefa afaka roa na iray taona.
Raha zezi-pahitra fotsiny no entinao eo dia tsy ampy mameno ny fahaverezana simika ao anatin\'ny tany izany. Satria io tsy misy afa tsy azota sy karibaonina be dia be. Io aza mety hanimba ny tany indray.
Ny filazana fa midadasika i Madagasikara, dia marina, saingy ny tany azo ambolena na tena mety amin\'ny fambolena no tsy misy. Ny tany any Androy ohatra dia tsara saingy tsy misy rano. Ny tany any ambany andrefana ohatra dia lemaka saingy karakaina sy mora lasan\'ny riaka. Ny toetrandro amin\'ny faritra atsinana dia tena mahatsara voly saingy ny tany kosilasila be.
Ny tena hitako hoe mety eto amintsika dia ny adin\'ny sakalava sy ny tandroy ary ny an\'i Ralambo : fiompiana. Dia io fambolena vary ankoraka io ary ny famokarana raha avy amin\'ny ala.
Aza hadino koa anefa ny vatosoa sy ny sisa fa ireo no tena tokony hampivoaka an\'i Madagasikara.
Ny fahatelo dia ankizy mahay tokoa ny zanaka malagasy ka tokony hahay hivarotra io fahaizany io ho amin\'ny fikarohana sy fampiarana haiasa amidy na etsy Afrika fotsiny aza.

49. ikaretsaka
(
07/11/2004 03:02)
HO\'zy i Tsilan:
Ny filazana fa midadasika i Madagasikara, dia marina, saingy ny tany azo ambolena na tena mety amin\'ny fambolena no tsy misy. Ny tany any Androy ohatra dia tsara saingy tsy misy rano. Ny tany any ambany andrefana ohatra dia lemaka saingy karakaina sy mora lasan\'ny riaka. Ny toetrandro amin\'ny faritra atsinana dia tena mahatsara voly saingy ny tany kosilasila be.
izao ary:
aty Bekintana koa ianao ka mba asaiko mijery kely :Raha mahita ny any California ianao dia ratsy lavtra nohon\'ny any Androy ny taniny nefa vitany ny nanao Lakandrano sy mamadika ireo tany ireo (izay desert be) ho tany farak\'izay mahavokatra.. ca mahatonga azy ho anisan\'ny sompitr\'i Bekintana sy Faritany matnajaka indrindra @ izy kintana 50 mahery.
Ny vola azony @ Toll sy ny taxes isankarazany no nahavitany ireo.
Raha ny vola lany nitsolorana izay no niantefa tany... mety tena ....
aoka fotsiny!

50. kitjo
(
07/11/2004 06:49)
tsilan> ilay adihevitra eto ange any @ilay resaka fampidinana vary e....
zay nahatonga ahy nirona @ilay resaka fampiharana snsn aram-pambolena.
Ny zezika ange maro e....tsy milaza akory hoe az amampiasa zezika fa avelao amin\' izao...fa kosa misy hoe zezika tsy mamely any @ vazaha any mody omeny fanampiana anao nefa animbany ny taninao mba hanafaranao any aminy.
Izay ilay tiako lazaina fa raha ara-teknika aloha tsy haiko hoe inona aby ilay zezika fa tsy ao anatin\' ny repertoire0ko zany.
Raha resaka tany aloha tsy dia hitako lotra izay tokony ho olana e....efa nihinam-bary foana ny Malagasy h@ zay...marina hoe misy ny tsy azo ambolena sns....fa tsy vary ihany ange no azo ambolena e.sady tsy hoe andeha ambolena vary aby Madagaskara...inona ndray no ho atao laoka?
Fa raha resaka fambolem-bary fts no resahina....tsika tsy maintsy mamboly vary e...satria tsy maintsy mihinam- bary....kanefa aiza no dia hanafatra vary foana?
Tokony ho ampy ambolena vary amiko ireo tany mety hambolena fa ny fambolena ataontsika mihitsy no mila fanamboarana mba tsy ilazana hoe fanovana.
Tsy vpoatery haka tahaka ny aty ivelany aza fa na samy ao an-tanana ihany aza dia metty misy faritra mahay mamokatra kokoa...na dia hoe samy hafa aza ny tany ambolena...misy teknika mety mahomby kokoa.... Io ilay tiako lazaina!
Resaka vatosoa, lavanila, crevette.....efa resak anoresahina lavabe taloha ireo ary tsy azo lavina....
Any @ fitantana ny olana raha fintinina...........

51. tsilan
(
09/11/2004 22:08)
Aza mampitovy kary amin\'ny kisoa ho\'a ry Karetsaka, tsy izay mety any Bekitana rehetra dia mety eto. Ny azy betsaka ny renirano azo akarina sy entina amin\'ireny toerana toy ny Arizona, sy Texas ary New Mexico ireny.
Fa ny antsika ny renirano aza maina any atsimo. Ny eto afovoantany moa dia tsy misy orana afa tsy 3 volana ao anatin\'ny taona ihany.
Fa hiverenako ny vidim-bary sy ny vary. Dia hita fa manao vaha-olana kitanitany tsotra izao ny fanjakana. Na dia efa hita fa tsy mety aza ilay fanafarana vary avy tany ivelany namelomana ny tantsaham-bazaha iny. Ny anio mantsy vita ihany, fa ny afak\'ampitso mbola hafa koa.
Ny tokony natao izao dia ny nanampy ny tantsaha any MArovoay ohatra na ny any Bemarivo sy Bezaha ary Boeny sy Befandriana avaratra. Ireo toerana ireo mantsy afaka mamokatra vary in-telo isan-taona na in-droa fara fahakeliny. Dia tokony nampiana ireo mba afaka mamokatra vary aloha haingana, izay tsy miandry afa tsy 3 volana fotsiny. Dia nitobaka ny vary ary mihena ho azy ny vidiny fa tsy mila nanafatra izany.
Hevitra moa ny antsika rey olona fa samy tsy misy mpanolo-tsaina ao amin\'ny goverinemanta isika rehetra koa.

53. kitjo
(
12/11/2004 08:29)
tsilan>
Fanontaniana ity, ampy o an\' i Dago mandava-taona ve ny voka- bary @ ireo toerana ireo?
Ahoana ny @ faritra hafa afaka mamokatra vary ihany koa fa hita anefa fa ny fomba fambolena no tsy mahomby. Sa ny laoka ve no ambolena amin\' ireo/
Raha io lazainao io dia inona ilay fanampiana andrasana @ fanjakana ho enti-mamokatra satria io iany no efa nolazaiko tetsy ambony.

54. fatsoraly
(
12/11/2004 08:36)
aza hadalaina aloha i tsilan fa rahampitso izy resahina :!:
........
mbola lasa nanao fampihelezan-kevitra mantsy izy e. hahaha

55. kitjo
(
13/11/2004 14:02)
Tsy haiko ra za mitsy no vesa fa tena tsisy arako le resaka
manao fampielezan-kevitra aiz andray ary tsilan? ny olona noana tsy mahavidy vary...ny vary avy any thailande nataon ol risoriso...
allo allo tsilan

56. tsilan
(
14/11/2004 02:34)
Mikasika ny vary avy any Tailandy aloha dia tsy mahagaga raha lasa risoriso. Satria izao no fanaon\'ny mpambongady. Rehefa misy vokatra mora vidy tonga dia vidiana daholo ka lany aingana. Dia rehefa avy eo avoaka tsikelikely amin\'ny vidiny toy ny hafa rehetra ihany.
Ny hoe maharaka ve ny vokatra amin\'ireo toerana lazaiko ireo. Dia tena sahy milaza aho fa tena mamokatra ireo ary ampy, sady tsy lanintsika ny vokatra amin\'ireo. I Marovoay sy Bemarivo manokana dia manondrana vary any Kaomoro isan-taona saingy toa tsy hita ao amin\'ny antotan\'isam-panjakana akory ny mikasika izany. Ireo toerana notanisaiko tery ambony ireo dia mahavokatra eo amin\'ny 4t/ha eo isaky ny famokarana iray. Saingy misy moa ny milaza fa tsy mahavokatra afa tsy 1.5t/ha ireo. Dia aleo samy hilaza izay lazainy, fa ny ahy ny hitako aloha no omeko.
Mikasika ny fanampiana ny tantsaha indray, dia tsotra fotsiny ny hoe asiana fifaninanana mamboly vary, na ny hoe fanomezana fitaovana fitanterana sy fikolokoloina ny fambolena. Rehefa tonga mantsy ny hao dia zara raha misy paompy iray amin\'ny tanana misy olona 5.000. Ny faharoa dia tokony hisy tosika ara-bola omena ny tantsaha mba hampihena ny fandaniana amin\'ny famokarana.
Ny hoe resaka teknika tsy mety. Dia efa voalazako tany amboalohany hoe, ilay teknisianina manoro hevitra aza tsy mahafehy ilay teknika atoro ny tantsaha akory, hany ka tsy matoky injeniera sy teknisianina intsony ny tantsaha. Ireo olona andrandraina mantsy tsy mahafehy ny fitaovana misy akory. sy ilay teknika entiny ka tsy maha resilahatra ny tantsaha akory.
Dia averina indray, fa tsy ny vidin\'ny vary no tokony ahena fa ny fidiram-bolan\'ny olona no tokony akarina. Ary raha tokony ahena ny vidim-bary dia tokony omena fanampiana na tambim-bola ny tantsaha ahafahany mamokatra tsy manahy izay ho vidim-bokatra amin\'ny taona manaraka.
Izay leiretsy fa mazotoa daholo an

57. tsilan
(
17/11/2004 20:53)
Volana maromaro lasa izay tao amin\'ny serasera fiaraha-monina dia nanoratra ny tenanay hoe \"vinavinan\'ny tantsaha\" izay toy izao no vakiny \"Manahy mafy izahay tantsaha amin\'ity taona ity fa mety hitombo izay tsy izy ny halabotry sy ny hanoanana ety ambanivohitra mandritra ny maitso ahitra. Sady mety ho lafo arivo ariary mahery ny vary iray kilao.
Ny antony mantsy dia efa amidy 6.000 ariary izao ny vary akotry iray daba raha eo amin\'ny 2.000 ariary eo izany isan-taona.
Toa efa fambara sahady fa tsy hidina akory ny vidin\'ny kanokanona sy ny sakafo na ho vita aza ny fararano be.
Koa dia manahy ny hitomboan\'ny korontana madinika ety an-tsaha ny olona.
Inona no tokony atao ? \"
Dia indro tokoa fa tonga ny fiakaran\'ny vidim-bary, satria samy tsy nisy rototra no samy tsy nisy dodona, fa izao vao mamaky takotra daholo. Mahagaga an, Betsaka koa moa no tsy nahazo ny tiako lazaina tamin\'ireny.

58. fijo
(
17/11/2004 22:30)
dia ahoana indray ary ny hanondrotana ny fahefamividin\'ny olona e.za koa aloha manaiky fa ny vidimbokatra dia tsara hoan\'ny tantsaha io.
59. fatsoraly
(
17/11/2004 22:50)
Asaivo miasa izy e! Miasa TENA miasa fa tsy manao tay-kafe sy mitavandra ny an\'ny sasany fotsiny.
Raha lafo ny vary, maninona raha mamboly fa tsy ilaozana mitangorona sahala @ voangory ritra eto an-drenivohitra fotsiny?
Madagasikara tany mahavokatra sady mbola midadasika tsara, tsy misy ranomandry mamono ny voly sahala @ any Canada sy Eraopa. Tsy mai-tany be sahala @ any Afrika avaratra sy Israely...
\"TSY ADIDIKO IZAHO SAMY IRERY FA ADIDIKO IZAHO SY IANAREO\"

60. fijo
(
17/11/2004 22:56)
fa ny aty anie ka lamasina no hiasana dia mamokatra be ry zalahy e.asaivo miasa angady ireo vazaha ireo ahitana ny vokany.