suggetion pour diminuer le prix du riz a 4000 fmg /kg
21. ikaretsaka
(
15/10/2004 03:58)
hevitra ko ainy.. fa le NPK aloha rehefa entin\'ny riaka sy ny rivotra ka mivangongo @ toerana 1 di atena manimba an\'io tany io mihitsy satria lasa ambony aby ny concentration simikaao @ io tany io
22. sambatra73
(
18/10/2004 09:26)
salama jiaby e!
kitjo: lasa lavitra ny resaka marina. Fa ny vidim-bary ngamba tsy mety tafidina satria \"lanja-miakatra ny fiainana\" ka ny karama no tsy maitsy ampekarina anaraka vidin-javatra sa aôna?
D eo ndray fa mitohy ny lojika: aôna ny amin\'ny ampekarana karama?

23. tsilan
(
18/10/2004 20:48)
Fijo
Mahagaga no hilazanareo hoe tsy tia fivoarana ny tantsaha. Ny olana anie dia ny teknisianina dia manoro fotsiny hoe izao no fomba fambolena na izao atao. Tsy afaka mandresy lahatra ny tantsaha ry zareo, satria na ilay injeniera manoro aza tsy mahay mitana angadin\'omby, sy ragiragy akory. dia ahoana no inoan\'ny olona ny fahamarinan\'izay lazainao. Izay lazaina mbola tsy hita akory. Tano mantsy ny azo fa sarotra ny mila, ny avoaky ny ampitso mbola tsy fantatra rahateo.
Jereo tsara ilay hoe ataovy ny agroforesterie eh, mampiasa taroka eh. Dia gaga ny tantsaha fa hay ilay agroforesterie ratsy noho ilay hoe volena paiso sy paoma ny sisim-boly. Gaga ny tantsaha fa hay ity taroka sy compost ka fiantsoana ankolaka fotsiny ny fompotra sy ny zezi-bodiahitra fotsiny.
Asa aloha ny fijerinareo fa izaho manokana dia mahita fa tia fivoarana ny tantsaha, ary manana ny fahaiza-manao tsy hain\'ny nianatra matetika. Jereo fotsiny ny ao Ambatolampy, Mangatany, Ny trano vao eny amin\'ny faritra manodidina an\'Antananarivo ohatra dia vitsy monja no an\'ny tena tompon-tany fasaika mpihavy avy any Vakinakaratra, Manjakandriana, Avarabohitra sy AMbaniandrefana no tompony. Ka tsy hitako izay hilazana hoe tsy tia fivoarana ny tantsaha.
Ny tena marina dia ilay fivoarana heverintsika manampahaizana entina eny aminy no tsy mandaitra, na isika mihintsy no tsy mahay ny tontolo ambanivohitra. Mety marina ity farany satria rehefa mitondra mpianatra 25 km miala ny renivohitra fotsiny dia efa mibabaka ny rehetra fa dezaka izany. Dia rehefa tonga any an-trano manankolazaina be ohatran\'ireny tany amin\'ny volana ireny

24. fijo
(
18/10/2004 23:02)
ny tiako lazaina eto dia ilay miova amin\'ny fomba fiasa mahazatra fa tsy hoe fivoarana amin\'ny fiainana.tsy nazava ilay izy.sarotra ny manova ny tantsaha any amin\'io fomba fiasa efa nahazatra azy io
25. sambatra73
(
19/10/2004 07:05)
tsilan,
azafady mba ampio zà fa misy teny sarotsarotra ny resakao:
taroka, fompotra, ragiragy
misaotra mialoha

26. tsilan
(
19/10/2004 15:45)
Sambatra73
Taroka = zezika azo avy amin\'ny zava-maniry, compost
fompotra = dia zava-maniry lo saingy mbola tsy lasa zezika akory, fa torotoro fotsiny, na koa ireo zava-maniry lo tao anaty rano ka lasa toy ny saribao izay ampiasaina andorana biriky ohatra
ragiragy = herse hoy ny frantsay
MIsaotra amin\'ny fanontaniana
Fijo
Tsy dia hoe ny tantsaha ihany no sarotra fialana amin\'ny mahazatra, fa ny olona amin\'ny ankapo-beny mihintsy.
Ataonaon\'ny zana-bazaha ahoana no tsy hihinana saokola ohatra. Na ataon\'ny amerikanina ahoana no hiala amin\'ny humberger sy ny french fries.
Ataon\'ny frantsay ahoana no hiala amin\'ny mofo sy ny firaomazy?
Mora tenenina ilay izy fa na izaho aza mbola tsy mety raha tsy mihinam-bary in-droa isan\'andro fara fahakeliny.
Ny tantsaha koa mantsy efa leon\'ny fitaka isan-taona lava izao. Tetik\'asa izany nampanantenaina azy izany tetik\'asa izany, saingy nanjavona na namitaka daholo. Tao ireny nanome masom-boly ny tantsaha ireny dia rehefa avy eo tonga mividy vokatra toy ny paraky, vovo, cornichon, harikao vera, atin-gana, sns. Ny sasany mody tonga manangom-bokatra amin\'ny vidiny lafo any am-boalohany. Dia amin\'ny farany tsy misy mandoa vola akory fa any dia mihipoka.
Hany ka ny an\'ny Ntaolo hoe leom-boanana na ka tsy tia zava-boribory intsony.

27. fijo
(
19/10/2004 22:07)
izay fitapitaka izay ndray aloha dia tsy haiko.fa tany marovoay izahay tamin\'ny SN dia niresaka tamin\'ny mpamboly tany fa ny heviny dia izao.io no efa nahavelona ahy ka ataoko inona ny hiova amin\'io.maro ry zareo no misaina toa io any.
28. tsilan
(
20/10/2004 17:54)
Tsy hoe any ihany eh
Jereo anie ny olona velona tamin\'ny fitanterana ohatra raha tsy fitanterana ihany no ataon\'ny zanany aman-jafiny eh. Satria io no efa nahazoany fahalalana.
Ny mpanjaitra dia zary manjaitra daholo ny fianakaviana manaraka.
Fa aleo iny hijanona any fa amin\'ny manaraka indray eh

30. ikaretsaka
(
21/10/2004 03:31)
ohatran\'ilay mamdoro tanety ryzalahy dia amboleny vary ilay izy avy eo dia mba niala any ry zalahy SN miteny hoa tssary fanao ny madoro tanety sns.. fa raha mamboly vary dia eny antanimbaryro mamboly. kanjo nony tonga ny fararano dia ilay vary natao tavy no nahavokatra be.. Loza
31. tsilan
(
21/10/2004 16:34)
Fa ilay vidim-bary
Raha tonga tokoa io vary avy any Pakistan io dia toa toy ny tamin\'ny andro taloha ihany. Ny fanjaka tsy miahy ny tantsahantsika fa mamelona ny tantsahan\'olona. Maninona ohatra rha omena subvention ny tantsaha na ny mpanangom-bokatra. Ny mahagaga dia ny mpanangona Vanila efa manam-be no omena subvention farany izay ambony, fa ny mpamboly vary madinika eheh, ny eny aminy aza alaina aminy hoy ilay baiboliko izay. Sady izany koa moa no filamatra Kristianina koa tsy mahagaga. Very ilay hoe velona iray trano moa maty iray fasana, sy ilay hoe ny andriana no tompon\'ny fiandrianana, ny tan-dapa no tompon\'ny fanapahana, saingy ny vahoaka no tompon\'ny foko sy ny firenena. Ary Andriana tsy misy vahoaka hono, olo-mitanjaka.

33. zandrinifijo
(
24/10/2004 08:42)
ny tantsa alo dia tena voambaka mafy mitsy e. lasa karana (pakistanais) indray no ...
35. tsilan
(
28/10/2004 14:37)
Aiza kosa ra-Fijo an. Ny fanjakana aza manampy ireny olona ireny dia isika indray ve no hanapaka ny lohany eh
37. tsilan
(
29/10/2004 19:01)
MBa resaka iny ny ahy nefa mety ho marina ihany an. Iza no nanampy an\'ireo tamin\'ny fanondranana ireny vatosoa sy volamena tsy hita nohonoho ireny ary kah? Iza no nanampy an\'ireo tamin\'ny fangoronana ny kijanan\'ny Sakalava, na ny ala honkon\'ny Vezo, mba ho tany fidolany?
Jereo indray anie fa ireo vary ireo ho tsinjarain\'i Karana any ambanivohitra be any eh?

39. kitjo
(
30/10/2004 17:48)
tsilan> inona ary ny sosokevitr\'i tsilan @ ilay fampidinana vidim-bary e.
Ny olana manko hatramin\' izao aloha dia ngodabe Madagasikara, tsy hoe ny tany no tsy ananantsika.
Ny olona miasa, labor, ny asa aza no tsy ampy.
Ny foto-tsakafon\' ny malagasy dia vary....kanefa isan-taona dia hanafatra vary lava izao. Mahamenatra!
Aiza ho aiza ary ny olana dia omeo ny vahaolana ankoatra ireo nomena tetsy ambony raha toa ka tsy any @ resaka fiovan\' ny fomba fambolena ny olana.
Maninona no misy mahazo vokatra be, mitohy, amin\' ireny fifaninana ireny sy ny @firenena hafa kanefa misy tsy mampiasa ireo vokatra simika bdb ireo?

40. zandrinifijo
(
31/10/2004 10:31)
aleo anafatra refa kamo iasa. amboly vary avy tsy vita fa lôzana mitangorona ao tanà ville :-D :-D :-D