Biz' oroka
1. kitjo
(
06/09/2004 10:12)
Ary toa mbola tsy miova foana ilay Biz'oroka ry Hery?
Ny anah mbola 0 hono ny tahiry d tsy manana,....tsy mba afaka manao an le oe raha mahay mamaly :wink: :wink: .
Ny anah mbola 0 hono ny tahiry d tsy manana,....tsy mba afaka manao an le oe raha mahay mamaly :wink: :wink: .
novalian'i hery ny 08/09/2004 08:26
2. hery
(
07/09/2004 08:45)
Tena tsy niova tokoa ny biz'oroka tamin'ity volana ity tsss... Hay moa nifindra trano ny serasera (dé zah kou) dia hadino ny zavatra sasany.
3. kitjo
(
07/09/2004 09:26)
hihihiihihih
D tsy mba nitondra biz any @ le trano vaovao v i Hery fa inona fts? :-D :-D
D tsy mba nitondra biz any @ le trano vaovao v i Hery fa inona fts? :-D :-D
