tsy zakan'ny sipa mihintsy ny mahita..
21. loharano
(
08/09/2004 13:48)
araka ny hevitro ndray d tsy tena fitiavana ngamba rah fitiavana raha misy patsa (par interĂȘt) fara- faharatsiny mba we crevette, na d ny fofony fotsiny aza :-D marina fa anisan'ny fepetra iarahanao @ ol ny endriny, fahaizana, bika, harena, saranga fa ny zava -dehibe ngamba raha tena fitiavana matotra d ny toetrany, ny ankoatra zay afaka tefena ny sainao hanaiky. Tsy d l we manana na tsia ngamba no tsy zakanay sipa fa mety mbola misy ambim-pitiavana ao na ko mety nisy adidy tsy vita ka tiana w vitaina
22. fijo
(
27/09/2004 23:12)
chipie>ih,ih,ih, asa aloha fa dia izay no fahitako azy e.izay ao aorinako dia any izay fa efa vita aloha ny ahy teo.
25. fijo
(
14/12/2004 00:14)
marina fa samy manana ny heviny,fa izay ao ahorinako ary ve tsy mirevy ny sisako?
26. xxx
(
15/12/2004 15:34)
Io indray de samy manana ny heviny fa ny ahy kosa de za raha manao izay izy de mbola misy fitiavana zany ao @ fa mody miseho ho tsy tia fotsiny
28. pd
(
07/01/2005 13:45)
Araka ny hevitro sy ny fandinihako ny resakareo etsy ambony, dia toy ny zavatra mihintsy ny fandinihanareo ny vehivavy ka hoe sisa tsy laniko iny! tokony ahitsy io fomba fiteny io fa mahasosotra.
30. nanita
(
13/01/2005 21:47)
mba tokony hitandrina ihany izany isika vehivavy fa sao dia lanin\'ny lehilahy ny hiafarany :-D . Izany izy hoe ny sisan\'i fijo foana no an\'ilay ao aorinany kou! 8)
31. fijo
(
13/01/2005 23:19)
ka diso ary ve izany.tsy ny eo alohako mihintsy no ahazo ny avy aty amiko
32. ikaretsaka
(
13/01/2005 23:55)
rehefa avy nampiasaina na inona io na inona dia sisa ny fiantsoana azy ka
33. nanita
(
14/01/2005 17:40)
fijo> marina aloha izany, no sady diso satria tsy mety lany maminy mihintsy ny vehivahy :-D :-D