tsy zakan'ny sipa mihintsy ny mahita..

1. joda ( 04/09/2004 08:47)
ny sipany taloha ka lasa miaraka @ sipa manankarena kokoa noho izy :-D
novalian'i fijo ny 01/02/2005 22:11
2. poupounesana ( 04/09/2004 12:13)
normal b anie zany eh!tsy maintsy misy complexe foana raha vao tsara2 kokoa, manana koa2 ny olona mandimby azy!
3. tiana1 ( 04/09/2004 13:12)
Tsy zakany foana re no fiheverako azy ! Na mahantra noho izy, na tsara no izy ets... Rehefa nitia anao izy, maharary foana ny fony mahita anao miaraka @ olonkafa. Asa nefa ! Hevitro manokana izany !
4. joda ( 04/09/2004 14:08)
ny an'i tiana aloha dia ekeko kokoa e :lol:
5. fijo ( 04/09/2004 18:53)
izy ngamba izany fa raha za manokana efa nialako iny ka izay ataony any azy.ny ahy efa vita
6. joda ( 04/09/2004 21:46)
izany ve ry ramaso :roll:
7. jhouhlambout ( 05/09/2004 08:37)
:-D
8. tiana1 ( 05/09/2004 09:27)
Fa nénareo ange toa resaka ambo-po e ! Resaka fitiavana no neverako azy ! Ny mety tena hampieritreritra dé raha ohatra ka ratsy noho za lé sipa ary tsy fantatro mihintsy zé mety ho nanintona lé oul tia ahy taloha ! Mety io no tena fitiavana :?: ... Lasa fotsiny ny eritreritro... Fa ataoko fa afaka hanaitra ny ambopony daholo ny oul rehetra raha tratran'izany.
9. tiana1 ( 06/09/2004 05:54)
Zao e : ny ahy eritreritra fotsiny. Fantatro ry ramaso fa anisan'ny fitiavana ny ambo-po ! Fa ny niantoboan'ny resaka dé resapitiavana... :?: :?: :!: Ouay ! Hay mou resa-behivavy !!!!!!! Aoka ary e ! ie ! Marina daholo ny hevitrareo ! Diso lohahevitra aho ! :? :wink: :?
10. tequila ( 06/09/2004 10:57)
Izaho aloh dia mitovy hevitra amin'i Tiana e , na tamy valiny voalohany na io farany io aza , rehefa olona tianao taloha na lasan'iza na iza dia misy alahelo kely ihany , indrindra moa izany fa tena ratsy noho ianao ilay manaraka dia tena maika hoe fa naninona aza no nasolo an'iny!
11. tsiperifery ( 06/09/2004 13:08)
tequila> aza ny endriny ratsy no tsaraina fa ny zava-bitany !
joda > refa sipa manankarena no hiarahina tsy misy feeling fa resa-bola sy toaka sy doroka no hamenoana ilay fitiavana tsy misy !! Raha izaho no sipa tsy jalouse @ izany
12. sariaka91 ( 06/09/2004 14:02)
izaho koa aloha dia maka ny hevitry tiana e ! Na manao ahoana na manao ahoana ny fiainanao ankehitriny, tsy maintsy marary kely foana ny fonao rehefa henonao na hitanao miaraka @olona ilay taloha. Miditra daholo ny "fialonana" kely na resaka bika, na fanahy, na fahaizana na harena sns... ahitana tsikera foana. Nefa koa mbola marary be kokoa ny fonao raha toa ka mijaly ilay olontianao taloha. Ohatra ny tsy mety daholo izay mitranga e ! La femme est en état d'éternelle insatisfaction...
13. bichette ( 06/09/2004 14:48)
:roll:
ie, marina daholo
14. fijo ( 06/09/2004 19:01)
momba an'i ramaso tanteraka.efa vita ny an'ny tena tao ka inona intsony ary no hataitra izay ataony any.raha mbola mitady izy afera hafa indray izay.
15. ikaretsaka ( 06/09/2004 20:57)
fijo sy ramaso> mahery laisany ka
16. rambofrau ( 07/09/2004 09:28)
Hitako hoe ny lhl no teny tsy mahazaka an'io,srt raha bandy milay noho izy no lasa miaraka aminilay vhv.Dia mody eo ny hambompo hoe,efa sisako iny eh,izao.....nefa ny fo marary. (l)
17. chipie1 ( 07/09/2004 14:36)
tena marina mintsy zany ry rambofrau :-D
18. tequila ( 07/09/2004 16:59)
:°) eny hoa
19. fijo ( 07/09/2004 21:37)
asa aloha fa samy manana ny fisainany fa za manokana dia menatra aho raha mahita ny sipan'ny akamako taloha satria za eto no mitaty ny sisanyfa raha ny ahy indray no lasany dia za no mizesta fa izy no mitaty ny sisako.
hevitro io fa asa ny an'ny sasany.
20. chipie1 ( 08/09/2004 06:53)
soa ihany fa tsy nievitra otranao daolo ny bandy ry fijo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7798