mitady mpilalao
1. madagazucar
(
03/09/2004 21:56)
Tsy tena gaigy lahy akory izahy fa mba faly milalao fotsiny zavamaneno isankarazany.Mitady akama vavy na lahy mahay milalao trompette,trombone.
Hiara hilalao ka tohizintsika raha ohatra ka.Hanao orkesta vinany kely e!
Pianiste :misy
Bassiste :misy
Timbalero:misy
Percussionniste:misy fa mila iray(congas,bongos,abanico)
Trompette:mila roa
trombonne: mila iray
Mamela hafatra eto dia miresaka aminao aho dia avy eo mifampiantso

novalian'i chipie1 ny 09/09/2004 12:06
3. madagazucar
(
04/09/2004 07:24)
Tena azafady.
Manodidina an'i Parisy ny akama rehetra.
Ny toerana fanaovana repetition mbola ho dinihina .

6. madagazucar
(
07/09/2004 20:51)
Faly miarahaba Raha mahay mandihy salsa ianao sady mahay mihira dia tsara.
Groupe na salsa ilay izy,ka ny ezahina dia ny hilalao ny hanaovana ny hira Malagasy malaza ho salsa.
Mipetraka eto manodidina Paris anga ianao?

7. chipie1
(
08/09/2004 08:09)
za tsy mahay mandihy salsa zany tss dommage ...sao mba misy hafa kosa ato e?
ie za manodidina ny paris no mipetraka ka!
misaotra e! de mahereza :-P :wink:

8. madagazucar
(
08/09/2004 19:41)
Ianao toa ohatrany manadala fotsiny.
Resaka tena marina anie io fa tsy vazivazy .
Ka mba iangavina raha mba atao serieux fa tena manahirana ny mitady olona.
Tsy mampaninona ahy raha misy teny sangisangy fa mahasosotra raha mody miresaka .
Ary mahay mihira ve aloha sa sady tsy mahay mandihy no tsy mahay mihira koa.Raha ny dihy azoko ampianarina .

9. kabatritra
(
08/09/2004 19:56)
Ary ndrao dia mitady mpamorona tonon-kira gaigy lahy i madagazucar ?