gasy aty an dafy

61. fijo ( 09/12/2004 22:22)
aza manahy iano raha izay ka.
62. titakely ( 12/12/2004 09:58)
Ny gasy ao paris no miavona fa za aty bruxelles nahita gasy avy any aminny tanana mihintsy fa tonga dia izy no nahafantra ahy voalohany hoe gasy dia nifampiresaka izy aza nanome adiresy sns, stria efa ho 30 ans nipetraka taty tsy misy blème , fa amiko ny fiavonana dia fahambaniany toetsaina
63. ikaretsaka ( 12/12/2004 14:25)
zany hono
64. booboo ( 12/12/2004 17:58)
titakely>ekena
65. fijo ( 14/12/2004 00:15)
zany hono ry pariZIANINA o
66. totty ( 26/12/2004 02:05)
Tenamahavaky vava ny ankamaroan nymalagasyny havona ataonareo gasy ao paris ao an!!noho izany mba ovay ny toetranareo fatena ratsy be izany,soa ihany aho fa aty haute savoie :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
67. fijo ( 28/12/2004 21:06)
tandremo ary sao mihinana savony any an
68. welieoelee ( 14/01/2005 19:07)
Soa kalou zà fa tsy any e! Zay aty ny fitadiavana gasy ary tena........mitovy @ mitady diamondra fitenenana :lol: hihihi tena marina io an!
69. ikaretsaka ( 14/01/2005 19:08)
fa tsy mety mazava mihitsy anie ny tena anton\'ilay Avonavona e
70. saholytiana ( 18/01/2005 16:45)
tena marina mitsy ireo an ! zah aty parsi banlieu mahita gasy maro ary misy gasy maro ko miaraka mianatra amiko , fa ozy nareo , tena miavona be mitsy ry zareo , so fa misy ity forum ity ba itako zao fa zah klou dé tsoroko fa malahelo be @ zao toetra zao e! soa ko fa misy tchat dé ao zah mireska , nefa mafinaritra be ny oll ao , manao bizz daholl faperaba . dé bizz daholl ko nareo.
71. chipie1 ( 18/01/2005 16:47)
de mba iavony kou refa miavona e?
72. nikopol ( 18/01/2005 16:52)
mifankatiava ihany wa
73. fijo ( 18/01/2005 23:13)
mampalahelo ilay izy ka.raha nisy antony koa anie tsy olana e,fa dia toa fanambanian tena fotsiny ilay izy.
74. saholytiana ( 19/01/2005 06:30)
chipie1 , nikopol , fijo , tsy mety klou lé woué iavony e! rah zah klou dé majary j\'ai pas la conscience trankil avy eo .Fa tsy olana anah atoko salut e! mamaly izy bien , tsy mamaly izy tant pis. Dé zay ko e! mifankatiava e! sika rah olombelona ozy hira ray zay .
75. fijo ( 20/01/2005 22:10)
saholy,tsitanao izany manontany zavatra dia ahodiny ny lohany fa tena mampa te handaroka
76. welie ( 21/01/2005 15:02)
ramaso....
fa maninona kosa no ande hanompa e? Ary raha valiany toi hoe \"izany ihany ny tsy hiarabako gasy....tsy mahay afa-tsy ny manompa...\" dia ahona? Ary efa tena nisy io an! :-D :-D :-D
77. fijo ( 25/01/2005 22:44)
ka le izy mandreraka mampalahelo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.329