gasy aty an dafy

41. crrlanto ( 06/10/2004 18:01)
slt aloa e ,gvt sa tgv ,izany zao no malaza aty dago .Aza miavona raha mba tonga any e ,samy gasy anie tsika e ,ny sasany aza tonga any amerika , tsy mba miavona zany .Sa efa mahazo ny loha n,ny parizianina,samy maka ho azy, ok an
42. fijo ( 06/10/2004 20:18)
lelika kally kosa nama dia tena tssssss
43. chipie1 ( 07/10/2004 07:19)
fijo :-D
44. fijo ( 07/10/2004 20:27)
izay koa i chipie dia lanaka ny hehy ery.tssss
45. chipie1 ( 08/10/2004 10:19)
:lol:
46. pitchou ( 10/10/2004 19:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
47. rambofrau ( 13/10/2004 13:56)
Fa izao,mba misy ihany koa ny tsy miavona dia aleo mba tantaraina eh.

Ao Cachan misy HOtely gasy ,tsara daholo ny sakafo ao fa ohatra ny hoe any Mada izany mihintsy.As de Madagascar no anarany.
Gasy daholo ny ao fa dia sariaka tsara mihintsy sady mahay mandray olona.
Izany izao mba fakana tahaka. : :-*
48. chipie1 ( 13/10/2004 15:52)
rambofrau> za efa tao de naka anandrano sy sosisy fa ratsy be, ny anana tsy masaka tsara tena tsss... fa ny fandraisany alou de mafinaritra
49. fijo ( 13/10/2004 21:53)
ramaso wa tena tsssss.nefa marina ihany ilay voalazany an.
50. ccool ( 04/11/2004 11:06)
ka eo indrindra no mbola tsy hivoarantsik gasy e..tsy mbola mahay mifanome tanana,any ka aiza moa ny vaza tsy anararaotra,ny manitsakitsaka gasy,..ny gasy zany tsinona eo an-mason\'ny olona ambany,tsy mahay,mahantra,...etc...
io dia olana efa nipetraka hatrizay mitsy io e,
d mampalahelo nefa moa tsy hafa manotra e..raha tenin\'olona iray tsy hahavita anova izany ...eny na olona maro aza,fa miankina @ tsirairay io sisa,d eo zany miandry ny hahatongavan\'izay andro izay,asa tsy fantatra na raoviana na raoviana fa samy mba manantena tsika e.
miandry fa gasy...lol
veloma e
51. fijo ( 04/11/2004 21:27)
ka tokony isika mahatsapa tena no manomboka miaro sy maneho io maha gasy antsika io .
52. bekorontana ( 06/11/2004 11:55)
:roll:
53. fijo ( 09/11/2004 00:28)
lasa ary ny teny gasy rano iray e
54. dezy ( 09/11/2004 18:24)
izahay aty @ faritra atsimo aloha dia tsy mbola misy firy ny olona miavona sady kely koa ny tanana misy anay de vasoka be fa resahany olona hoe:mba ratsy taiza koa rahanona iny fa na ny miarahaba aza tsy ataony.Misy ihany ny miavona klou e fa ra mamerina in-é na fan-3 dia ataony ny ankizy hoe:tsy gasy iny fa makorela
55. fijo ( 09/11/2004 22:35)
izay koa no mety aminy e.
56. keirra ( 19/11/2004 13:59)
cchhh!aleo izy ho any ref tsy mahalala ny mpiray tanindrazana tsony e!
reveo milay fotsiny miaraka @ ze gasy mahay miray hina!!
57. fijo ( 22/11/2004 21:56)
izay mihintsy.
58. rafotsy ( 06/12/2004 22:13)
Ho aiza ny tsy ho gasy anefa e ! Tsy ho vaza raoviana !
vary ihany oa ny anay Malagasy !!!
59. fijo ( 06/12/2004 23:52)
ie,fa haninay koa ny paty sy hamborgera raha misy.
60. mimich ( 09/12/2004 08:13)
ze ifanarahanareo ao e! aza hadino fotsiny ny tany nihaviana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4124