You are here: home > Forum

gasy aty an dafy

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Val : gasy aty an dafy
Valiny : 0
Pejy: Voalohany  < 2 3 4
fijo - 09/12/2004 22:22
aza manahy iano raha izay ka.
Valio | Miverina eny ambony
titakely - 12/12/2004 09:58
Ny gasy ao paris no miavona fa za aty bruxelles nahita gasy avy any aminny tanana mihintsy fa tonga dia izy no nahafantra ahy voalohany hoe gasy dia nifampiresaka izy aza nanome adiresy sns, stria efa ho 30 ans nipetraka taty tsy misy blème , fa amiko ny fiavonana dia fahambaniany toetsaina
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 12/12/2004 14:25
zany hono
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 12/12/2004 17:58
titakely>ekena
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 14/12/2004 00:15
zany hono ry pariZIANINA o
Valio | Miverina eny ambony
totty - 26/12/2004 02:05
Tenamahavaky vava ny ankamaroan nymalagasyny havona ataonareo gasy ao paris ao an!!noho izany mba ovay ny toetranareo fatena ratsy be izany,soa ihany aho fa aty haute savoie
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 28/12/2004 21:06
tandremo ary sao mihinana savony any an
Valio | Miverina eny ambony
welieoelee - 14/01/2005 19:07
Soa kalou zà fa tsy any e! Zay aty ny fitadiavana gasy ary tena........mitovy @ mitady diamondra fitenenana hihihi tena marina io an!
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 14/01/2005 19:08
fa tsy mety mazava mihitsy anie ny tena anton\'ilay Avonavona e
Valio | Miverina eny ambony
saholytiana - 18/01/2005 16:45
tena marina mitsy ireo an ! zah aty parsi banlieu mahita gasy maro ary misy gasy maro ko miaraka mianatra amiko , fa ozy nareo , tena miavona be mitsy ry zareo , so fa misy ity forum ity ba itako zao fa zah klou dé tsoroko fa malahelo be @ zao toetra zao e! soa ko fa misy tchat dé ao zah mireska , nefa mafinaritra be ny oll ao , manao bizz daholl faperaba . dé bizz daholl ko nareo.
Valio | Miverina eny ambony
chipie1 - 18/01/2005 16:47
de mba iavony kou refa miavona e?
Valio | Miverina eny ambony
nikopol - 18/01/2005 16:52
mifankatiava ihany wa
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 18/01/2005 23:13
mampalahelo ilay izy ka.raha nisy antony koa anie tsy olana e,fa dia toa fanambanian tena fotsiny ilay izy.
Valio | Miverina eny ambony
saholytiana - 19/01/2005 06:30
chipie1 , nikopol , fijo , tsy mety klou lé woué iavony e! rah zah klou dé majary j\'ai pas la conscience trankil avy eo .Fa tsy olana anah atoko salut e! mamaly izy bien , tsy mamaly izy tant pis. Dé zay ko e! mifankatiava e! sika rah olombelona ozy hira ray zay .
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 20/01/2005 22:10
saholy,tsitanao izany manontany zavatra dia ahodiny ny lohany fa tena mampa te handaroka
Valio | Miverina eny ambony
welie - 21/01/2005 15:02
ramaso....
fa maninona kosa no ande hanompa e? Ary raha valiany toi hoe \"izany ihany ny tsy hiarabako gasy....tsy mahay afa-tsy ny manompa...\" dia ahona? Ary efa tena nisy io an! :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 25/01/2005 22:44
ka le izy mandreraka mampalahelo e.
Valio | Miverina eny ambony
alex32 - 20/09/2022 23:39
Recherchez-vous la bonne filière d’études pour le Canada? Voulez-vous même voir si c’est possible de vous y installer?? Ce petit blog peut vous aider car nous travaillons avec des “Avocats d’immigration” certifiés, membres du RCIC, donc reconnus par « immigration canada » comme étant légitimes, et qui sont prêts à vous aider!

Mercid e nous contcater directement sur:
ACstudyimmig@gmail.com
ou visiter notre Blog:
https://tinyurl.com/Studyaustraliacanada
Valio | Miverina eny ambony
Pejy: Voalohany  < 2 3 4