Ny vola no maha rangahy

61. fijo ( 04/10/2004 22:49)
ok milay letsy ikaretsaka an.izany ka valitenindehilahy.
62. chipie1 ( 05/10/2004 07:20)
ary ny lehilahy y tenany ka...! :roll:
63. pitchou ( 05/10/2004 09:39)
refa miaraka ange ny lhl sy vhv d izay maha izy azy no iarahany e! d inn no problemanareo satria ny vola no maha ianareo anareo!
karetsaka> tsy mivarotra izany am zay le vhv satria ilay vola izay maha izy anareo no iarahany! sady satria izay ihany kou ange no maha lhl anareo d ho afaka hiaraka am vhv v nareo raha tsy misy an\'io? :twisted: :twisted: :twisted:
64. fijo ( 05/10/2004 22:20)
an an ny vola no maha rangahy fa hafa ny maha lehilahy.aza hafangaro ilay izy ry pitchou an.jereo ny laza adina
65. pitchou ( 10/10/2004 19:36)
f\'angaha misy vhv rangahy kou? lhl ihany no rangahy! noho izany lhl = rangahy, ka ny vola no maha rangahy=ny vola no maha lhl!!!!
tsy afa-panadinana i fijo
66. mcfy ( 10/10/2004 23:09)
Tsy ho araka intsony izy rah mitohy,
chipie1> ny vhv hoy enao fanaja ary fiteny io! fa tsy fanaja tokoa zany fa fiteny fotsiny?
mimich> ka araky ny tenin\'i vegas ange hoe ny vhv no fandaniam-bola ka tsy marina ary v zany? @ reo vhv nge no tena handanianay vola e! na vady na sipa na namana tsotra fotsiny aza zany.
pitchou> tsy d tena ekeko ihany ny hoe ny lhl = rangah satria tsy ny lhl rehetra ange no azo lazaina rangah e! ny ankizy lahy ary v d azonao lazaina fa rangah nefa d tena lhl tokoa izy. 8)
67. chipie1 ( 11/10/2004 13:24)
mcfy> an3 oampitenenana ny tiako ambara ary tena fanaja ny vhv!
68. mimich ( 13/10/2004 07:22)
fitiavana sy ny fanajana aloha no tadiavina fa tsy olona loatra na tsy andaniam-bola aza
69. pitchou ( 13/10/2004 18:53)
mcfy> d tsy mbola izy ireny zany satria mbola tsy ao le vola e!
satria rahateo zany araka ny teninao nareo no mandany vola ary ny vhv no andaniam-bola! ka raha tsy manana an\'io ho laniana izy d inn ary zany? :wink:
70. fijo ( 13/10/2004 22:10)
pitchou>efa io voalazan\'i mcfy io ny tiako lazaina momba ny rangahy sy ny lhl.
io sahala amin\'ny hoe \"femme\".ny sipa kely tsy mbola tany dia tsy mbola antsoina hoe \"femme\"fa manomboka ny andro ahatongavany aty no antsoina hoe \"femme \"izy.dia sahala amin\'izay.
71. fijo ( 14/10/2004 21:13)
ka ilay resaka dia hoe rangahy izay hafangaron\'ny sasany amin\'ny LHL
72. fijo ( 14/10/2004 21:53)
zatra mitsikilo ko.
73. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:17)
Pitsikilo pitsikilo.....
74. mimich ( 15/10/2004 09:04)
:-D :-D :-D mivadika izany tantara izany
75. pitchou ( 15/10/2004 19:01)
fa inn no dikan\'ny \"femme\" alou ary @ teny gasy e! d inn no dikan\'ny lhl sy ny dikan\'ny rangahy @ teny vazaha sao mety hahamora ny fazahoana azy!
ary ngah voatohitohina ny maha- ... (ze tianareo) anareo no toa ...???
76. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:22)
samihafa ny vehivavy sy ny Ramatoa..
Aleo atap hoe ny Vola no maha Ragahy ... di ainona ary no maha Ramatoa?
77. pitchou ( 17/10/2004 04:05)
hay ve e! ny fahendrena zany no maha-ramatoa!
sa ny fahaizana mandany ny vola maha-rangahy no maha-ramatoa ? :lol:
78. ikaretsaka ( 17/10/2004 04:44)
ny fahaizana mampifaly an-drangahy ngamba
79. chipie1 ( 18/10/2004 07:39)
ka raha ranga zamé kaontà de aona?
80. fijo ( 18/10/2004 22:34)
ok ramaso.
chipie>anontanio tokoa ze tsy maha kaonta azy.homeo kanety raha tsy faly dia omeo tsaramaso indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4537