Ny vola no maha rangahy
28. tsiperifery
(
06/09/2004 07:58)
aza miditra @ resak'olondebe ramaso a ! :lol: :lol:
Antsovy zoky raha mavesatra loatra izao "entana" mitady ahajamba an'elà izao e !hihi
Antsovy zoky raha mavesatra loatra izao "entana" mitady ahajamba an'elà izao e !hihi
29. chipie1
(
06/09/2004 10:52)
ramaso> no comment :evil:
ny vehivavy no ravaky ny tokatrano io kosa tena fiteny an!!
ny vehivavy no ravaky ny tokatrano io kosa tena fiteny an!!
30. vegas
(
06/09/2004 14:14)
Ny vola no maha rangahy de ny fandaniambola no maha vevavy :lol: :lol:
35. vegas
(
07/09/2004 15:38)
chipie1> tsy mitovy ny vola lanintsika. Jereo fotsiny ny kojakoja ilainareo refa mipôzy grrrrrr.
Ohatra fotsiny nefa zany an.
Ohatra fotsiny nefa zany an.
36. chipie1
(
07/09/2004 15:49)
vegas> ary ny anareo refa ande irevy iaraka aminy bandy akama??? grrrr .Nenay mba hoe kojakoja fa nenareo mba inn????
37. vegas
(
07/09/2004 15:54)
Soa fa nisy ny revy fa ra tsy zany de taiza no nandanianay vola? :( :( :(
Tsy miahy ho an'ny mpandevina zany aloha fa zafady e. :evil:
Tsy miahy ho an'ny mpandevina zany aloha fa zafady e. :evil:
38. chipie1
(
07/09/2004 15:56)
fa atao inona ny vola tsy ho lanina ve? sa ilanjanao ho any Môzôlé ve? : :wink:
39. vegas
(
07/09/2004 16:07)
Za nge tsy niteny oe ikafiry e, au contraire za tsy mikafiry. Fa nareo fotsiny oa no mandany vola kokoa noho izahay. De zay no nahatonga an'lé fitenenana oe: "Ny vola no maha rangahy de ny fandaniambola no maha vehivavy" :roll:
40. chipie1
(
07/09/2004 16:13)
ianao iany ngamba no tokony hamaly ny andanianao ny volanao!!.
ary tsy misy io fitenenana io fa ianao no mamoromporona eo :twisted:
ary tsy misy io fitenenana io fa ianao no mamoromporona eo :twisted: