hypocrite
23. rambofrau
(
07/09/2004 08:47)
ie ,ny namana akaiky ihany indraindray no mamadika.Izaho aloha raha resabady dia tsy matoky na iza na iza eh.
Matoa koa niaraka taminy le vadinao dia sitrapony izany ,ka tsy fahadisoan'ilay vhv irery. Tsotra ny solution,manaova carte sur table fa tsy misy tsy voavahan'ny negociation. Mety koa hoe mba solafaka fotsiny izy fa ianareo vady amanjanany ihany no tena tiany. Miresaha dia ho hita eo eh.
Marary aloha ny fo fa na izaho tsy eo amin'ny toeranao aza. Mahereza :oops:

24. kabatritra
(
07/09/2004 20:55)
Ndrao ary dia kapoky ny Tompo izao mandjo anao izao ru xxxxx ! Nefa toa tsy mino aho satria Izy ve haniraka olona hanao ratsy ?
Ndrao kosa dia kapoky ny Démonià :evil:
Aza hitako !
Ndrao kosa dia kapoky ny Démonià :evil:
Aza hitako !
25. fijo
(
07/09/2004 21:15)
ataoko ity i tomponareo io efa naniraka ny devoly hinoanareo haka fanahy an'i jaoba.izany hoe izy io dia mety haniraka hanao ratsy fa mitandrema.
27. vegas
(
08/09/2004 18:56)
miova retsy e, sa mbola iarahana iany? asakasakao indray zay alou. :?: :?:
28. kabatritra
(
08/09/2004 19:42)
Ity sary ity :evil: dia ohatran'ny tavan-dévoly mampatahotra izany. Nahay mihitsy i Héry namorona azy. Ndrao dia nampiasainy ilay namanao namadika anao ry Raxxxxxx ? Tadidio ny nataon'i Jodasy 8)
29. fijo
(
08/09/2004 21:12)
yonik>maninona indray ary aho?ka tsy voalaza ao anaty tantara ary ve i jaoba :?: