hypocrite

1. xxx ( 27/08/2004 21:23)
namako akaiky izao ve no manodina ny vadiko inona reto no ataoko
novalian'i fijo ny 08/09/2004 21:12
2. lema ( 27/08/2004 22:44)
tonga dé teneno izy hoe aza aodina fa efa miaraka amiko izy.
3. kabatritra ( 28/08/2004 22:06)
Hezakezaho ahodina indray ilay miaraka aminy vaovao. Dia ataovy pasipasy eo ê ! Jamais deux sans trois !
4. pitchou ( 29/08/2004 11:38)
ka le vadinao angaha toupie? :roll:
5. zandryrija ( 29/08/2004 11:58)
Fantatry ny vadinao ve alou fa mpinamana ilay
nangalatra sy ianao é?
fa raha fantany mantsy dia avelao ry zareo
hiaraka fa tsy mendrika anao izy zany
6. chipie1 ( 29/08/2004 16:54)
pitchou :-D
7. booboo ( 29/08/2004 18:10)
miresaha @ lé vadinao
8. pitchou ( 30/08/2004 05:45)
mba tsy kosa ange le we "manodina" e! le oul mintsy no lasa niodina d ny hafa no omena tsiny! kou raha tsy tandrimo izy ity ka hoe ahodina d miodina!
le vadinao anontaniana raha tiany ny any noho ny ao an-trano d raha izay dia mialà fa raha mbola tiany ny ao an-trano d eo indray enao mieritreritra izay ataonao azy!
ramaso> tsy angalarina izany fa aodina! loza raha tena miodina tokou fa tsy nitodika tany aminy fa tany ankafa vao nijanona!
9. hery ( 30/08/2004 10:07)
ireo teny nampiasainao ireo ve manana ny dikany marina daholo?
namanao akaiky = tena namanao akaiky?
vadinao = efa tena vadinao sa mbola sipasipa?

Mety tsy namanao akaiky ilay nanodina ny tsy vadinao mantsy.
10. yonikafopl ( 30/08/2004 14:48)
:?: :?:
11. pitchou ( 30/08/2004 14:52)
:roll: :roll: :roll:
Hery> d hoe mba sujet ho dinihana raha sendra misy fotsiny ve?
12. xxx ( 30/08/2004 18:14)
tsy izany mihitsy ilay izy 30 ans niarahana izahay ary manan janaka telo inona no mbola sipasipa amin izany :?:
13. hery ( 30/08/2004 20:35)
Tsy voatery hiandry mariazy kosa aloha vao hoe tokony tsy hisaraka e. Ataoko fa efa mba matotra ihany izany 30 taona izany.

Tsy ilay namanao akaiky no asianao olana fa ilay vadinao mihitsy. REsaho izy hoe ahoana izy ity? Dia tantarao eto izay valiny dia holazaina indray ny hamaliana azy manaraka.
14. fijo ( 30/08/2004 21:44)
izay ilay hoe ny ela maha ray roa.tandremo ihany io namana akaiky be io.ndraindray.
fa marina fa ilay vadinao no tokony resahanao fa izy no olana eto fa tsy ilay namana akory.
mahereza fa io "ami de 30 ans " io koa efa nisy resa be teto frantsa.
15. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:20)
ahoana indray iznay letsy ry fijo
16. pitchou ( 31/08/2004 12:38)
miandry ary e! raha azo atao dia lazao koa hoe ahoana no niantobohany, ny tetika nampiasainy, ny vokany, ny toe-pon'izy 2 @zao, ny toerana asiany anao etsetra
17. booboo ( 31/08/2004 12:42)
miresaha @ lé vadinao. Omany mialoha dôl alou zé ho teneninao, maka andro maromaro mitsy raha ilaina. Dé refa tena hiresaka @ zay nareo dé calme kokoa @ zay.
18. fijo ( 31/08/2004 20:11)
"ami de 30 ans" i chichi sy baladur io e.mpinamana efa ela be ireo fa nivadihan'ny baladur i chichi tamin'ny fifidianana ho filoha.izao indray i sarko no manao ilay izy nefa io dia zanaka an trano tao amin'i chichi tamin'ny vao nanomboka politika.ka izay no hilazako hoe tandremo ihany io namana miray petsapetsa io indraindray fa hmmm
19. kabatritra ( 01/09/2004 20:25)
Jamais 20 sans 30. Tantarao anay indray amin'ny 40 ans hihomehezana. Tsy efa mikentrona hatrany amin'ny ambany helika ve amin'izany :-D
20. fijo ( 02/09/2004 18:40)
40 ans kosa ve dia hikentrona sahady?fa tsy i chichi intsony no havadiny eo fa i bernadety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1139