ny tena marina!!

41. fijo ( 03/11/2004 00:07)
aiza kosa ;mikiakiaka sy tsy mahaloapeo ve dia hitovy le????
42. dezy ( 04/11/2004 11:55)
hihihihi mafana ny resak\'ireto de very mbako ny fanotanianahihihi \"raha mikoty sipa le ........\"Ra azoko tsara le izy de ny fanomboany zany we misy manaitra ana na ny tarehy na ny bika fa tsy mbola fantatro klou ny FONY sy ny FANAHINY avy eo mande @ zay ny blabla ra mifanaraka . :-D :-D :-D
43. ikaretsaka ( 04/11/2004 22:37)
tadiavo indray hoe ry pitchou ny hoe tsy mahaloa-peo?
44. pitchou ( 06/11/2004 17:48)
:-D :-D :-D karetsaka kou mahasosotra an! maninona zao raha mba jeren\'i karetsaka indray?
misy ange tsy misy henonao ny feo nefa mafy mahasimba zavatra e! nefa samy onde na vibration daholo ireny! otran\'ny le we mikiakiaka anaty rano, ianao na akaiky eo aza mety tsy maheno nefa ny atsantsa (otran\'i .... :°) ) tsy vitan\'ny manampin-tsofina mafy fa mitsingidina lasa mitsoaka mihitsy!
45. ikaretsaka ( 07/11/2004 00:16)
hihihi :°)
46. fijo ( 09/11/2004 00:40)
hay ve?
47. pitchou ( 10/11/2004 19:44)
iiiiiiiieeeeeeeeeeeee!
48. fijo ( 10/11/2004 22:53)
ricain
49. pitchou ( 11/11/2004 19:11)
ricain indray hono ny anarany hozy fijo! :-D :-D :-D
50. fijo ( 11/11/2004 22:33)
izay hono e
51. pitchou ( 14/11/2004 06:24)
maranitra be ve ny nifiny ry fijo?
52. fijo ( 16/11/2004 23:12)
eny hono.
53. mimich ( 27/11/2004 16:34)
:?: :?: :?:
54. pitchou ( 27/11/2004 20:12)
d inn nefa le izy?
55. fijo ( 29/11/2004 23:19)
le ve hono
56. mimich ( 06/12/2004 15:03)
:roll: inn ary ty ankamatantra tsisy valiny ity, efa we afa-po
57. fijo ( 07/12/2004 00:20)
ka izay le hoe ankamantatra io ka izay mahay mamaly
58. mimich ( 13/12/2004 15:34)
efa we afa-po wa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2331