ny tena marina!!

21. vegas ( 08/09/2004 16:53)
Tanjemo ry zalahy sy ry zavavy isany an. Ra vao asehonao azy lé fitiavanao be mitafotafo aminy de hifafa ny kihonao enao zay. Mety ho diso aho fa mety ho marina iany koa, fa mba afenoy iany na de tena tia aza. :-*
22. ainaheri ( 28/09/2004 08:08)
Vegas>tena marina izany kanefa mamadika
indray zay hvtr izay satria tsy mahafantatra
ny ao amponao lay sipa d lasa manaonao
fona avy eo!!
23. fijo ( 29/09/2004 20:26)
tena marina io voalazan\'i vegas io.aleo hifampitady eo e
24. mimich ( 13/10/2004 07:24)
ie, de lania andro mifanafina eo dia izay vao indroa mahita ny maizina oh ny tain\'omby natstsin-dava-bary
25. rambofrau ( 13/10/2004 14:17)
Rehefa samy tia tsy amintsy mihaona foana na dia mifampifilfila kely aza eh (l)
26. vegas ( 13/10/2004 16:51)
mimich> lany andro aona e? sady miandry no manao ny atao nge e.
27. fijo ( 13/10/2004 22:12)
vegas>izany hoe manao eo ampiandrasana.hum tiako koa izay ka.
28. mimich ( 15/10/2004 09:09)
:-D :-D :-D
29. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:19)
letieeeee
30. nani ( 16/10/2004 13:41)
tena marina io voalazanao io ludo ,fa ilay mahita anareo mandadilady koa anie mahafinaritra any e.
31. mimich ( 16/10/2004 14:32)
nani :evil:
32. fijo ( 18/10/2004 22:35)
mimich :twisted: :twisted:
33. mimich ( 25/10/2004 12:59)
fijo> :evil: :evil: :evil:
mandadilandy anga??? enareo aza no tena tsy maharay lamba rehefa sendrany ko !!! rha vao jerenareo ny lhl , tsy mahaloa-peo ozy Henri ratsimbazafy izay
34. fijo ( 25/10/2004 23:46)
izy izany no tsy mahaloampeo fa tsy ny namana ato. :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:58)
za mba gaga
36. fijo ( 26/10/2004 22:44)
ny ato mikiakiaka
37. mimich ( 31/10/2004 15:57)
, ka efa manondrana foana no dikan\'izany na mikiakiaka na tsy mahaloa-peo e!
38. pitchou ( 01/11/2004 18:22)
mikiakiaka! tsy vao maika izany gravy? :cry:
39. fijo ( 01/11/2004 23:39)
ieeee
40. pitchou ( 02/11/2004 18:51)
\"résultant d\'une compression anormale des cordes vocales\" (tena sarotra loatra le nandika azy), noho izany mitovy @ tsy nahaloa-peo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9898