mitia oul nisy nanolana
22. fijo
(
30/08/2004 22:02)
besoinn>fa rehefa bemainty dia maninona?
ramaso>aza dia misary adala letsy e
ramaso>aza dia misary adala letsy e
24. rambofrau
(
07/09/2004 09:10)
Fa izaho koa aloha mitovy hevitra amin'n Fijo hoe aleo le zaza no alana raha mbola possible,raha tena sur le vhv raha zanakile mpanolana io.Mety hoe zanakao mpanoratra koa anie no ao eh,,dia tsy hay intsony.Possible hoe nanao nareo androany ,dia ny ampitso izy no voaolana..........asa tout est possible.
Dia mila soutien moral koa le vhv fa mafy izany voaolana izany. ^^
Dia mila soutien moral koa le vhv fa mafy izany voaolana izany. ^^
