mitia oul nisy nanolana

1. xxx ( 21/08/2004 14:07)
nisy sipa izay zany niaraka tamiko efa ho roa taona mahery izay, tena tiako tokou io olona io, vao haingana anefa dia nisy nanolana izy ary bevohoka 3 volana, ka vaky ny lohako amin'izay tokony ataoko fa ra misy afaka manoro hevitra dia raisiko an-tanandroa..
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:21
2. chipie1 ( 22/08/2004 06:41)
ka tsy tiany zany ianao matoa izy nanaiky naolany ilay oul.Mahereza e! mbola ho avy ilay anjaranao.Mitadiava hafa ...
3. hery ( 22/08/2004 15:44)
Oups... chipie! Ny atao hoe nisy nanolana dia nisy ni-violer. Tsy misy hoe tsy fitiavana mihitsy izany.

xxx Betsaka tokoa ny tratran'izany toe-javatra mampalahelo izany. Ny tokony hatao voalohany amin'izao fotoana izao dia ny fanohanana ilay olon-tianao. Mila support psychologique be dia be izy mba tsy hisy fiantraikany eo amin'ilay zanany izany.
Rehefa teraka soa amantsara izy mifampiresaka ianareo. Tsarovy fotsiny fa victime tahaka ny olona victime-n'ny accident rehetra izy.
4. xxx ( 23/08/2004 13:07)
ny hevitro alo d ra tena tianao tokoa izy dia na d sarotra aza indray² ny mihaina azany dia mila anao izy!satry ra zao izy no avelanao satry hoe violén'ny olona,dia anjary tsy hatoky tena tsony izy!na efa mihamanomboka aza!! ny maha eo anao angaba sisa no ahafahany miaina!sy miady @fiainany!! tsy mora miatrika ny fiainana refa avy violé ny ol ray! ary ny tena ilaina dia soutien moral!!

ra mety re aza sarahina izy fa vao maika aza ampio izy hatoky tena indray sy hiverina tahaka ilay ol no tiavinao t@ voalohany!

mahereza e!
5. nikopol ( 23/08/2004 13:12)
Raha viol ny dikan'io "nanolana" io dia tsy rariny kosa raha izay no hisarahana aminy. :lol:

6. tsiperifery ( 23/08/2004 13:39)
Fisedrana lehibe eo aminareo 2 io saingy noho i xxxx tena tia azy tokoa dia mahatoky ny namana fa tsy hamela azy irery i xxxx.
Na sanatria nihena na very aza ilay fitiavana dia tohano hatrany izy mandra-pisinda ny traumatisme nahazo azy !
7. fijo ( 23/08/2004 20:06)
ny vahaolana dia ny manala ilay zaza.satria tsy zaza niriana io.
8. chipie1 ( 24/08/2004 07:45)
hery hihi hay ve !! :-D

9. fijo ( 24/08/2004 19:28)
chipie koa mody adala tsss. :-D
10. chipie1 ( 25/08/2004 07:48)
fijo> an3 tsy mody adala zany za fa tena tsy azoko ilay dikany ny oe nanolana ka! raha tsy izy no niteny io
11. fijo ( 25/08/2004 19:52)
tandremo ary sao miolana ao an.
12. chipie1 ( 26/08/2004 11:10)
:?:
13. xxx ( 26/08/2004 12:26)
chipie kosa e ! taiza koa nisy olana te ho violer-na ??? tsy misy koa olona manaiky aolana, ao anie ianao asaina andraman'y olona aolana dia jerena raha matanjaka nohon'ny lehilahy e ? ho hitanao tsara izany :twisted:
14. xxx ( 26/08/2004 12:28)
ILAY TOVOVAVY VE VICTIME DIA HOSARAHINA ? TSIA § TSY FIDINY HO AZY IZANY..... XXXXX aza sarahina fa mafy anie ny manjo azy e ! ^^
15. ludo ( 26/08/2004 13:19)
aza sarahana izy ra xxxxx fa mba mafy ko ny manjo azy a!! ny antra atoko fotsiny d aza avela mody alina tsony izy na @ toerana mangingina d na mividiana big boss d ampitondray an'lay sipa e antenaiko fa le bandy ndray no voaolana @ zay d bon courage
enao
16. chipie1 ( 26/08/2004 15:37)
xxxxx> kefa oe tsy azoko no dikanilay nisy nanolana tery ambony fa vakio tsara alou vao mipetsopetsona manoratra zato izy, de avoay ilay ps faza manao xxxx finn no olana??? :evil: :evil: :evil:
17. fijo ( 26/08/2004 21:25)
chipie>tsy mbola henondry ngaha ilay hiran'ny jaojoby hoe "nanolana tsy nahazo e,
nanano sary lavo e."
aza sarahina izany ilay sipa fa tsy fidiny azy,fa ny zaza no esory.
18. chipie1 ( 27/08/2004 08:21)
fijo> tsy mba aiko zany hira zany!!
ramaso> tsss
aza sarahina fa ataovy mamay ilay ni-violer anazy!
19. besoiiin ( 27/08/2004 10:33)
koa raha bemainty be ilay nanolana nefa ialahy fotsy be dia ahoana?
20. chipie1 ( 27/08/2004 13:06)
besoiin> aona njay aza zany mba eritreritra! :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2013