Tsy misy miafina aminao
41. kitjo
(
07/09/2004 11:28)
Toa samy manana ny dikany ny hoe :
- mandainga
- manafina
- tsy miteny
Fa ny mandainga angamba no ratsy inddra fa le 2 ambany mety mba misy raison ihany.

42. fijo
(
07/09/2004 21:33)
tsy miteny sy manafina aloha tsy midika avy hatrany hoe mandainga e.
oh.misy olona efa manambady dia miaraka amina olona hafa.ilay iray tsy nanontany azy mihintsy hoe "ianao ve efa manambady"
taty aoriana vao heno hoe efa manana ilay iray,izay vao hoe ianao kay MANDAINGA fa efa manambady.tsia tsy nandainga izy satria tsy nisy fanontaniana akory.raha nanontany ianao ka novaliany hoe tsy mbola misy dia eo izy no mandainga.
ny manafina koa tsy voatery ho mandainga,hoatra io nolazaiko tery ambony io hoe za sy ny cousiniko efa niaraka fa efa tsy ao intsony.tsy lazaiko an'i fdué hoe niaraka izahay taloha.tsy mandainga aho eo fa manafona fotsiny mba tsy hanimba ny fiseraserana.ary eto dia tsara ilay manafina mba tsy haniimbana zavatra.

43. naritsimba
(
08/09/2004 10:37)
Salama daholo.
Misy oha-pitenenantsika Malagasy manao hoe:
TSY FANAO NY MITANJAKA IMASOM-BADY
izay midika toy izao:
1- Na inona na inona fitiavanao ny vadinao dia tsy azo atao ny mampiseho aminy ny zavatra rehetra fa manjary tsy misy intsony ny fitiavana izay miteraka fifampiresahana sy fifampidinihana.
2- Raha raisina @ heviny mivantana io Oha-pitenenana io dia toy izao indray: tadidio fa rehefa mitanjaka imasombady matetika ianao dia tsy hahataitra azy na ianao intsony ny fahitana azy ka miteraka fahalainana eo @ fanatanterahana ny adidy izay tokony hatao.
Noho ireo antony ireo dia tokony hanana ny zava-miafina ho azy ny tsirairay na ny lahy izany na ny vavy, @ izay dia teraka ho azy ny fifanakalozana na eo @ hevitra izany na eo @ firaisana ara-batana(tsy voatery hiovaova fa na ilay mahazatra aza tsy mampiova ny fitiavana) ka mampitombo ilay tena fitiavana ao anatin'ny tsirairay.
Tadidio koa fa eo anatrehan'ny fiaraha-monina dia misy ilay tantaran'ny Tsokotsoko telo izay milaza hoe: TSIAMBARATELO TSY AMBARA VADY.
Mino aho fa mety ahavaly ny fanontaniana napetraka tary am-boalohany ity hevitra naposako ity.
Dia samia mandinika eh!
tandremo sao FANAMBADIANA RAIKITRA TENY AM-PAKANA KITAY KA HO RAVA EO AM-PISORONANA AFO EH!
Misaotra antsika namaky.

45. dezy
(
09/11/2004 11:51)
o zalahy an , zao e ny lelahy tony frigo tsy misy konselatera sy fasina anana sy ny tavoangy fa ny vevavy tony komody be vatasariana maro, be zava- miafina, de anao ny safidy we inn ataoko ty ilaza sa ..... :?: :idea: :idea: