IO TOKANTRANO IO
23. ludo
(
26/08/2004 20:23)
mba vakio anie ny valintenin'ny veh d ampitahao @ ny an'ny leh eee hihihi :-D :lol:
27. sariaka91
(
28/08/2004 21:36)
fa angaha natao ho an'ny vhv irery ny fitantanana tokantrano ? Tokony mifampizara 50/50 fa tsy hoe azy irery, dia rehefa tsy mahavita izy dia ilaozambadiny eo ! Koa tsy manambady solafa nareo lhl dia vita ny resaka !!!
29. mimich
(
01/09/2004 13:20)
reto wa tsssssssssssssssss :twisted: :twisted: :twisted: tsy andalovana mihitsy
39. pitchou
(
15/10/2004 18:50)
avelao madama hande any ivelany d ny solafa no mijanona ao an-trano zany jerena raha mbola ho hendry ihany i karetsaka sy fijo!
