Veh mamono vady
23. pitchou
(
27/08/2004 14:18)
zany v fijo d mba marina? ttttttttssssssssssss! zavatra nikoropaka b enao zay nihinana le tao anaty lapoaly d zao vao nitsoaka mandra-pahita le tahokofafa kou!
24. mimich
(
27/08/2004 15:10)
sady le lapoaly anie ilain'i fijo ihany rehefa avy eo hanaovany kaly e! ka na voatorak'iny ary izy tsy maninona fa hitady lapoaly aza hataony ka vao maika fa tolorana ve! :°) :°)
26. fijo
(
30/08/2004 20:50)
tsy ny lapoaly no hialiko fa ny kaly ao anatiny ka.ny lapoaly tazony hoanareo sipa :P :-*
27. mimich
(
31/08/2004 09:12)
f'ita fa ilay kaly hihitsy no mahatonga anao miaritra mitaty ilay lapoaly atoraka ko! :-D
30. kabatritra
(
01/09/2004 19:59)
Tadidinareo ve ilay hoe :
Aiza no tianao asiako tsipindy,
Eo amin'ny tratra sa eo amin'ny ki-bo,
Raha eo amin'ny kibo toa manorisory,
Tsy aleo ve eo amin'ny fo...
Aiza no tianao asiako tsipindy,
Eo amin'ny tratra sa eo amin'ny ki-bo,
Raha eo amin'ny kibo toa manorisory,
Tsy aleo ve eo amin'ny fo...
36. pitchou
(
10/10/2004 20:02)
fijo hono hendry ka! d faly daholo ny rehetra maheno an\'izany! miomehy e! :-D :-D :-D
38. mimich
(
13/10/2004 07:01)
hihihi fijo hendry>tolorana fisaorana manokana izany izay nampatonga an\'i fijo ho hendry, mba lazao eto ny anarany ry fijo a!
39. rambofrau
(
13/10/2004 14:35)
Aleo indray mba izahay vhv no handaroka fa dia natao ho darohana foana ve eh.Mivadika ny rasa.. Aminizay koa anatra natao ho anizay lhl tia kasitanana vhv.Porofo,tsy fanaka malemy foana akory izahay vhv.
Ny ahy aloha ataoko raha manao ahy eh. :evil: :evil: :evil: :evil:
Ny ahy aloha ataoko raha manao ahy eh. :evil: :evil: :evil: :evil: