Veh mamono vady

1. ludo ( 18/08/2004 13:44)
Izy veh ndray no mamono an-drangahy!!
d aona ny hvtrao???
novalian'i dadabe ny 11/03/2005 17:57
2. mimich ( 18/08/2004 15:10)
fa nga moa ny ranga koa tokony hamono?. samy ratsy daholo amiko na iza na iza no mikasi-tanana
3. ludo ( 18/08/2004 16:48)
non tokony tsy anao an'zany na leh na veh fa ny faheno matetika mantsy we novonoin'lay ranga lay vadiny!!!!
4. fijo ( 18/08/2004 21:39)
tsotra.satria izy no nanomboka dia mba homeo azy koa ny tananao sy ny tongotra.
5. mimich ( 19/08/2004 09:24)
andray ry fijo! dé énao io zany sahy mamaly vhv ô
6. manova ( 19/08/2004 14:55)
tsy tsara ny mifamono fa raha ilaina dia tsy sol hafa, fa ny hery tsy maintsy mba itovitovy kosa
7. nikopol ( 19/08/2004 15:31)
Ho an'ny namana mpidaroka sipa :

Roa ihany ny faritra tsy azo darohina amin'ny vehivavy dia ny tratra sy ny fivaviana. Ny eo amin'ny takolaka koa dia tsy dia tsara atao mafy loatra fa manjary mamela marika mety hahavoarohirohy any amin'ny mpitandro ny filaminana.

Hay moa ny sipa midaroka bandy no resahina eto. Ny bandy manaiky darohana sipa kosa aloa dia asa na mendrika ny antsoina hoe "bandy". :lol:
8. fijo ( 19/08/2004 20:11)
mimich>raha efa tena tsy zaka kosa ve ny rangotra sy ny kaikitra ary ny tao kofafa tsy mba hoavy koa ny tena le.dia fahadisoana ve raha mba mamaly kely izahay.??????
9. mimich ( 20/08/2004 11:38)
fa nga enao efa sendrany :x :x :x
10. xxx ( 20/08/2004 12:34)
vehivavy tokony ho entina eny amin'ny psy. fa misy tsy mety. Nerveuse angamba. na ny lahy na ny vavy dia tsy tokony hifampikasin-tanana raha ny amiko. Maro tokoa ireo vhv hono mandrangotra sns, ento any amin'ny psy fa misy zavatra tsy miady ao
11. tsiperifery ( 20/08/2004 13:38)
xxxxx> Tafiditra lalina @ "feeling" indray izy matoa mandrangotra kah ! MMMmmm ! Tsy mila psy izy @ izay fa mila vady mahatanty shôka tsara ! :lol: :lol: :lol:
12. mimich ( 21/08/2004 09:05)
:?:
13. poupounesana ( 21/08/2004 14:05)
ary sao d lelà mitsy no mampate hamono eh? :^)
14. mimich ( 23/08/2004 09:37)
poupoune> :roll: :roll:
15. pitchou ( 23/08/2004 10:24)
njy v poupoun d handana andro hamono azy raha maha-te hamono izy fa tsy aleo mande fotsiny zao!!!
fa raha bandy mikasi-tanana kosa alou d aza mikoraika rehefa voavely @ lapoaly sy ny tahokofafa sy irony elo automatika irony e!
fa tsy hitako izay hiara-monina @trano iray raha hifamono no atao!
16. mimich ( 23/08/2004 15:25)
aleo misaraka tsy misy maratra ra izany
17. fijo ( 23/08/2004 20:44)
mimich>efa naika sendrany fa avy dia nilaozako teo. :-*
18. mimich ( 24/08/2004 09:32)
fijo> hihihi! de le tahokofafa no saika nahazo anao sa le lapoaly? :P
19. pitchou ( 24/08/2004 11:53)
fijo> eny tokou wa! tahokofafa no saika hamelezany anao sa lapoaly! sa irony elo automatique irony? hihihi
20. fijo ( 25/08/2004 20:42)
kapoka ihany ka.fa za tsy niandry teo ko. :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183