mampijaly ny fitiavana
24. tenio
(
19/08/2004 14:33)
Torohevitra ny ahy: ialao nenina ilay izay fomba mety hahazoanao ilay tianao, ny tombony ananao dia fantatrao izany fa tsy tia azy ilay miaraka aminy amin'izao. Rehefa tena tsy mety ahodina ny sainy dia tsotra fotsiny: adinoy daholo izy rehetra na ilay tianao na ilay tia anao na ilay tian'ilay olona tianao. Ny azo isafidianana betsaka sy maniry ohatran'ny anana.hihihi. Mahereza
27. fijo
(
23/08/2004 20:17)
io indray na selibany na efa tsy izy intsony tsy mahasakana ny revy izany.
28. besoiiin
(
23/08/2004 21:06)
raha tena mahay mianoka sy miaina ao anatin'ny fitiavana dia ahatsapa fa ny fitiavana marina no tena tsara sy lehibe indrindra fa tsy mampijaly izany...!
29. yonikafopl
(
23/08/2004 23:45)
zao e!!!!!! na dia tsy tiana aza enao de tsarovy fa sambatra kokoa ny mitia na tsy tiana aza.
31. yonikafopl
(
24/08/2004 13:02)
tequila hihihihihihihi
mba efa nandalovana ihany io lalam-pitiavana io kou :-P
mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray, ary ny manome @ fo tsy miandry takalo.
mba efa nandalovana ihany io lalam-pitiavana io kou :-P
mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray, ary ny manome @ fo tsy miandry takalo.
34. yonikafopl
(
24/08/2004 20:16)
nikopol njy nge namako tiako be e!!!!!na tsy tia ahy aza :-P :lol:
fijo njy zany tia tena beeeee, de adala njay we ze tsy tia ny tenany :wink:
fijo njy zany tia tena beeeee, de adala njay we ze tsy tia ny tenany :wink:
36. tequila
(
25/08/2004 07:24)
:cry: eny hoa ry bichette!
yoni> mahafaka aina nge lay mitia fa tsy tiana e , fa bon hoy i whitney zay hoe the greatest love of all is learning to love yourself .
Tsy hoe tia tena be ohatran'i fijo an :wink: fa mba farafaharatsiny enao mahazo antoka hoe misy tia anao : dia enao zany 8)

39. fijo
(
25/08/2004 19:58)
yonik sy tequila> :evil: :twisted:
bichette>ndry ve de tsy misy mpitia???????????????????
chipie>kay zarao ary tsy handoro anao irery e :-*
bichette>ndry ve de tsy misy mpitia???????????????????
chipie>kay zarao ary tsy handoro anao irery e :-*