NY GASY ETO PARIS
44. ikaretsaka
(
06/09/2004 20:44)
hmmmm mahay mihitsy ity mumu ity ka.. sady mpampianatra no maitresse no akolitan'i fijo no masseuse
45. nanahary
(
10/10/2004 04:12)
Ianareo izany tena mampalahelo ko ,izahay eto
amin\'ny be kintana tsy mba toy izany fa
samy maka ho azy satria mbola midadasika
be aty ny fiainana , ka samy tsy mila vonjy
fa voavonjy daholo. mahereza e ,ny tompo
homba anareo mandrakaviva .
