NY GASY ETO PARIS
21. fijo
(
19/08/2004 19:12)
marina tokoa izany fa ilay resaka eto anie dia ilay avonavona samy aty lavitra aty e.misy io eto marseille fa tsy dia toy ny any paris loatra ngamba.
23. tsilan
(
20/08/2004 03:09)
rahoviana ary isika vao ho toa ny sinoa sy ny Karana. Lavitry ny afo ve ny kitay sa ny akokasoka no tsy hita. Aleo aloha hanokom-bary raha mbola misy ato ka
27. kitjo
(
01/09/2004 03:50)
tsilan> mmhhh, ahoana ny gasy oh sinoa sy karana izany?
Sao d mifampinana antoerana ao>?hiihhihi
Sao d mifampinana antoerana ao>?hiihhihi
29. fatsoraly
(
03/09/2004 04:49)
ny mponin'i Paris dia antsoina hoe...."parasites". Sa moa tsy izay?
30. ikaretsaka
(
03/09/2004 22:24)
aza mifanonpa hoa ra fatsoraly an.. ny haine personelel an la mba tazomy ho an'ialahy azafady fa lasa simba le discussion
31. xxx
(
04/09/2004 04:10)
mba nanontany kosa anie le fatsoralahy e. aleo ono manotanitany fôna toy zay manaonao fôna. tsy de itako lôtra ze ompa @ zany sady zay aty ihany no napianatra azy an'io 8)
Mnxtr
Mnxtr
32. fatsoraly
(
04/09/2004 07:42)
Hahaha! Tsy mila mpisolo vava xxxx aho ka! ;)
Ka na ny samy frantsay aza manala ny mponina ao Paris ka inona ny olana e! Angaha ny fifanalana mahafaty antoka? hahaha
Ka na ny samy frantsay aza manala ny mponina ao Paris ka inona ny olana e! Angaha ny fifanalana mahafaty antoka? hahaha
36. tsiperifery
(
06/09/2004 07:22)
Ary marina ve fa ny gasy tsy miavona ao parisy hono manaja tsara ny "fotoangasy" nampianarin'ny Ntaolo ? :lol: :lol:
38. tsiperifery
(
06/09/2004 07:36)
namako iray izay no tratra nitantara tamiko e ! Godro mihintsy hono ny tongotr'i lery vô tonga ny nandasana ! hihihhihi
40. tsiperifery
(
06/09/2004 10:05)
mumu> hoy indray le ranamako hoe gasy any parisy koa ve hono misy mazoto sy mahay manao massage izany fa mbola mankany izy @ faran'ny volana ?! :D