Hamela azy ve aho
21. fijo
(
17/08/2004 20:36)
izany hoe ilay miresaka eto sipa fa raha za aloha no mbola hangatahana dia mbola vonona aho ny hamalifaly azy e.fa tsy ankilaza eto an.
23. lema
(
18/08/2004 12:39)
fijo:ka na sipa na bandy anie mitovy daholo e!
varavarana efa nisokatra ve dé hidina ndray lé
varavarana efa nisokatra ve dé hidina ndray lé
26. pitchou
(
20/08/2004 15:43)
d ahoana tsara moa ry xxx zany: tsy hilaza aminy ianao, nefa raha @ fotoana tsy ampoizinao no ahafantarany hoe nanao izany ianao, inona no mety ho réaction-ny sy réaction-nao? sao sanatria lah mivadika ho tsy fitokisana? tsy aleo atao mazava tsara ny lalana hizorana dia tsy misy ahiahy intsony?
27. xxx
(
24/08/2004 14:29)
misaotra atsika rehetra fa efa nilamina ny tantara zao
amy manaraka ndray ary
amy manaraka ndray ary
29. xxx
(
25/08/2004 19:40)
Raha izaho enao tsy lazaina azy hoe nanao koa ianao taty,fa tsy misy lhl mahatanty anizany.Mety hanova zvtr maro indray ny fahafantarany anizany.Misehoa micomprendre azy dia mamela azy eh,fa aoka tsy ho fantany mihintsy le secret kely.Ny lhl akia anie tia tena eh,raha izy no manao tantintsika vhv fa raha isika no manao tsy zakan'ny lohandrizareo :wink: