Hamela azy ve aho

1. xxx ( 12/08/2004 09:41)
ho antsika namana rehetra
taona maromaro zay no niaraka izaho sy ny olona miaraka amiko.
de lasa nianatra aty ampita aho , nisy olona niaraka tamiko fa 1 mois fotsiny taty.
niansto ahy ilay miaraka amiko any dago omaly fa nisy niaraka taminy koe nefa efa nisaraka ry zareo fa izaho ihany hono no tiany.
zaho anefa tsy nanana courage ny hilaza taminy fa nisy niaraka kely tamiko koa taty.
Franc tamiko izy , nifona tamiko izy , tokony hamela azy ve aho sa tsia?
za sy ilay aty andafy koa efa tsy miaraka tsony.
novalian'i fijo ny 26/08/2004 21:32
2. rvoulah ( 12/08/2004 12:33)
amiko aloha raha samy nanao nareo de tokony hifamela sady zay koa no tena fitiavana e.
izy ary mba nitsotra ny marina taminao ko
3. tequila ( 12/08/2004 12:35)
RAha zah aloha dia enao aza nanao koa zany koa , sady izy nitsotra . Nefa conseil : toute vérité n'est pas bonne à dire . Izy ve hamela anao?
4. tsiperifery ( 12/08/2004 12:52)
Io " 1 mois fotsiny " io efa mety navitan-javatra maro !!Mitovy na 1 na 2 na 10 ans e ! Rehefa tsy voateninao t@ izy nivaky taminao dia avelao @ izao aloha raha tena efa nisarahanao ilay bouche-trou. Sarotra mantsy ny fifanazavana an-telefôna mainka fa any dago ny iray . Zahay aty ampita mi-comprendre ny detresse-nao vokatry ny solitude angamba. Saingy ny any an-tanàna mety tsy hanaiky na dia nanao ny nataony koa aza ! Mahandrasa fa mety hisy occasion hafa hitantarainao azy izany any aoriana any!
Hevitro manokana ny ahy fa anjaranao ny mandanja ny eritreritrao sy ny tsipi-tenin'ny namana samihafa e ! :)
5. yonikafopl ( 12/08/2004 14:21)
fa ahoana mou ilay fanontanianao hoe tokony hamela azy ianao sa tsia???????
Raha toa ianao ka nadio nitandro ny fifankatiavanareo, nanaja ny fananany any aminao hi hi hi hi hi dia manana ny rariny ianao hanontany na hamela na tsy hamela azy, fa ianao aza mba nanao koa, ka raha tianao ny hamelany anao, mba avelao koa izy e!!! dia hadinoy izay nataony notsoriny taminao, dia mahaiza mamindra@ sisa. Izao no ataovy an-tsaina hoe matoa izy nitsotra taminao dia mbola tia anao.
6. fijo ( 12/08/2004 20:15)
amiko tsy tokony hipetraka akory ity resaka ity.ianao ary ve nanao taty dia hitsara olona amin'izay vitany ve ianao?rehefa samy nihodina dia samy fanina ka tsy hitako izay tsy hamelana azy.
7. jhouhlambout ( 13/08/2004 00:24)
Avelao ny helony satria efa samy meloka ihany nareo roa dia samia mifamela heloka e!!
8. tolotra ( 13/08/2004 08:14)
mamela ny helony fa tsy fantany izay nataony!
9. xxx ( 13/08/2004 09:02)
misaotra antsika rehetra e, indrindra ny conseil yonikafopl , fijo , jhoulambout
10. bogosy ( 13/08/2004 09:26)
fa hono hoa lehilahy ve zany nitsotra zany?
misy adi-hevitra momba izany mantsy
azafady raha manontany fa mba tsetratsetra tsy aritra iny fa tsy voatery valiana
11. xxx ( 13/08/2004 14:46)
bogoys
12. ludo ( 14/08/2004 10:57)
ra araka ny resaka d veh io nanao xxxxx io
ka zao ny soso-kevitra aza asina we leh
izy nitsotra ny zavtr nataony fa ny leh rhtr tsy
mitovy fisainana fa tsara chançe nao ary
sendra leh tsara toetra k'aza asiana we misy
intéret ve non no nahatonga izany fa mifamela fa ianao koa aza mba
nivily lalana ;ka aoka zay tsy nanota taminareo 2 no hitora-bato zay meloka !!!Ka tsara raha
mifampibaboka sy mifamela!!
13. pitchou ( 14/08/2004 16:41)
enao v alou mba tena tia azy otran'ny fitiavany anao e?
14. bogosy ( 16/08/2004 11:35)
izahay eto tsy natao hitsara fa ifanakalo hevitra ka raha ny fizotran'ny tantara de tena tia anao le bandy ka noho izany tsory aminy fa mino aho fa tsy aninona izy fa ny tsy fanaovanao izany dia midika famitahana azy satria efa natao hofampitsotra ny marina ianareo matoa niaraka ary raha tianao izy maninona moa no tsy hamela azy sa lasa tsy tianao izy taorinany zay?
izao no teniko aza manao intsony am sisa fa lasa olana ho anao ny fanaovanao izany nefa anao ny safidy
15. fijo ( 16/08/2004 20:26)
marina aloha fa matoa ilay bandy nitsotra taminao dia tena fitiavany anao izany,ary tena tsara vintana ianao nanao izany izy.fa za kosa mihevitra fa tsy tsara ny hitenenanao aminy hoe efa nanao koa ianao,fa avelao amin'izao dia hizotra tsara ny anareo roa.
dia aza manao rock intsony amin'ny manaraka fa mba slow amin'izay fa sao samy fanina eo an.
16. xxx ( 17/08/2004 07:48)
fijo : merci @ le conseil fa efa io mihintsy no nataoko zao
17. lema ( 17/08/2004 12:29)
ecoute la voie de l'experience
18. mira ( 17/08/2004 12:36)
mamela azy ianao fa samy nanao nareo d ny @ sisa no aza atao tsony raha mbola tinao izy efa teo @io toerana nisy anareo io aho ka ny fifanantonanareo no mety koakoa ny anao aza 1mois fotsiny no niarahanao t@ sipa fa ny anay anie ka efa 2ans e samy nanao koa zahay d avy eo izy nahatsapa d naleony niaraka tamiko anjara koa io e fa mahereza tsohay zay hevitra mety aminao veloma
19. lema ( 17/08/2004 13:06)
ary raha mbola miverina mangataka tampoka lé bandy taloha dé ahona no ataonao ?
20. xxx ( 17/08/2004 15:26)
mira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828