Fiantsenan'ny mpivady!!!

81. fijo ( 01/11/2004 23:48)
an an misy izany ka.raha misy soratra hoe \"tsy azo hitsahana ny gazona\"dia ny tanana no atao ambany dia mankeo.tsy ianao mihintsy izany no manitsaka eo fa ny tananao.
82. pitchou ( 02/11/2004 19:05)
fa rehefa inona no manitsaka eo ry fijo vao atao we ianao? :roll:
83. pitchou ( 02/11/2004 21:15)
ie! nga zany sarotra? andramo fa tena tsotra kely! otran\'ny manao hip hop de vita!
84. fijo ( 03/11/2004 00:10)
ka tsy itsaka raha tanana fa kasika.
85. mimich ( 06/12/2004 14:56)
ny atao hoe fijo dia izy manontolo hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia, fa tsy misy an\'izany hoe ny tanana na ny tongotra na ny sns e tsy izy izany
86. pitchou ( 06/12/2004 18:34)
:-D :-D :-D izay le izy zany fijo an! sao hoe ny anona sy ny anona tsy izy!
87. fijo ( 07/12/2004 00:24)
ka rehefa vita didimpotra dia tsy izy intsony iny lasa iny ko
88. mimich ( 09/12/2004 15:37)
ka iny anie tsy izy matoa nasorina e! , fa izay mbola mijanona eo ka mandrafitra ny vatan\'i fijo de fijo zay
89. fijo ( 09/12/2004 22:31)
aiza,raha may ny tanana dia \"may ny tanako \"no fiteny fa tsy hoe may rafijo
90. mimich ( 13/12/2004 15:46)
raha anontaniana ianao dia atao hoe fa naninona ianao ry fijo de valinao hoe may
91. pitchou ( 15/12/2004 07:33)
sa hoe ny tanan\'iza no lazainao fa may?
92. fijo ( 15/12/2004 21:24)
tanako.izany hoe tsy za no may ,fa ny tanako izay isan\'ny maha za ahy.
93. mihanta ( 15/12/2004 22:23)
eo jereko tsara aza ny tanan\'i fijo hihihihi(njinja ny rantsana)
94. pitchou ( 16/12/2004 06:09)
hihihihihii! lava sa fohy le rantsana mihanta?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174