Fiantsenan'ny mpivady!!!

21. xxx ( 10/08/2004 13:50)
mimich > raha izay indray dia tena nanararaotra "niremby"tokoa samoina tany kah ! Tsy nionona t@ ravinkazo intsony fa lasa carnivore be ! :-D . Tsy nisy nigiaka na tongo-kisoa na sôsisy na hazandrano fa narapaka avokoa ! MMMmmm ! Natsiro an ! Nofy sisa e !
Ireny sambos tao @ 67 ireny koa favy an !
Izay no mba nitiavako tsena tany: rehefa ela fiodina madama de maka sisi-touchy mamely plat 1 za mandra-piandry azy ...ihinana saogany hafa miaraka indray ! hi hi hi
22. pitchou ( 10/08/2004 18:04)
miremby izany v tsy mandranto na mihaza?
samoina> d enao irery kou v zany no mande mividy ny lobaka, akanjoba sns ho anao?
23. kinaoly ( 11/08/2004 06:36)
euhhh sarotsa kosa ny mandainga fa manjeraka be le manao shopping miaraka @ny vhv kalou e (kiraro, akanjo, etc) :roll:
ny zavatra hiyako dia le shopping miaraka @ vhv mintsy no tsy vita fa refa manao manao shopping rery de tsy de maninn lotra ny lhl
fa le mividy sakafo kosa tokony hifanampina fa tsy lasa hoe ramatoa foana no mivaky loha amn'io sady mavesatra be le paquets ndrindra le pack de bierre :-D
mahaiza mifampizara raharaha :°)
24. xxx ( 11/08/2004 09:15)
Ny antony iray tsy iaharahana am vhv miantsena ko de tsindraindray misy "POLISY" tampoka de raisim-potsiny eny kou!
Fa raha le hoe miodikodina ela be alo tsy de quoi fa tsy ampahafiriny fotoana lany rehefa miodina io.Sa ahoana ry zalahy?
25. kinaoly ( 11/08/2004 23:08)
hihihi
ramaso> lingerie masculine ve io ? : :roll:
26. bogosy ( 12/08/2004 09:15)
kozy an!
27. fijo ( 13/08/2004 04:36)
ny remby dia haza fa tsy hoe sakafo ihany.
marina fa ny tsy hiarahana amin'ny akama koa dia sao tratran'ny polisy tampoka.hitanareo ihany mantsy.
28. ludo ( 13/08/2004 21:35)
Fa ny tena mahatsikaiky d efa aretina manerana zao tontolo zao io resak'io
satria nisy magazine nojereko zay
d'efa misy cresh (garderie) ametrahana an'ilay
leh de lasa miantsena ramatoa de vita
ny fiantsenana d alainy ao lay leh avy eo
@ zay misy ny retra2 ao (jeux,bricolages,....)
tena tsy lainga io fa fa tena misy an!!fa saingy
ny ofany somary lafo2 fa zany we tsara lay
izy amiko mba ialana @ fifamaliana!!
29. pitchou ( 14/08/2004 17:54)
b d b atahorana angaha eny @ tsena eny Fijo?
30. mimich ( 15/08/2004 14:42)
mbola tsy fantatry pitchou iany ve fijo e! :°) :°)
31. fijo ( 17/08/2004 22:27)
tsy hoe izany fa tsy hay izay mety hitranga ko.
sady tsy za anie izany fa ry zalahy e.
32. pitchou ( 22/08/2004 13:11)
mimich> hihihi! fijo v? hihihi
fijo> ka aleo mihitsy enao mandeha rehefa miantsena kou! @zay sirika daholo ny @ sisiny rehetra! hihihi! tsy ry zalahy ihany fa ry zavavy kou!
33. mimich ( 23/08/2004 09:31)
fijo> rehefa ny oll no miteny hoe ry zalahy dé anisany izy izay
34. pitchou ( 23/08/2004 10:19)
ka izany ange mimich no insister-vana ny handehany miantsena kou e!
35. mimich ( 23/08/2004 15:33)
@ zay tratra ehhh!!!
36. fijo ( 23/08/2004 20:50)
mimich>za tsy ao ka.za mbola virja anie e. :lol: :D :P :-*
37. chipie1 ( 24/08/2004 08:19)
fijo> tssss
aleo entina tsindraindray e!
38. mimich ( 24/08/2004 09:26)
fijo> :twisted:
39. pitchou ( 24/08/2004 11:43)
d inn no atahoranao mande miantsena raha izany? hihihi
40. fijo ( 25/08/2004 20:47)
inona daholo ireto sipa romotra be ireto le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4144