SOS

21. kinaoly ( 11/08/2004 06:25)
xxxxx eny ambolohany : misy association-na victime mandray antanana ny zavatra toy izany, fa manatona assistante sociale maka hevitra
methode, sy xxxx farany io : mora ho antsika mpijery ny milaza hoe ateraho fa misy manampy eo foana refa hita hoe sahirana, tsy ho voaisa intsony anefa ny isan'ireo zaza tsy niriana (na tonga tsy fidina) lasa miaina @ny tsizarizary satria "tsy niriana", amiko dia manana safidy foana ny vhv amin'ny fiterahana maika fa hoe abus sexuel zany no nahatonga azy, tsy efa ampy ve hoe efa victime ilay vhv dia mbola ampina victime iray hafa koa , tsy haiko aloha e
xxxxx mivanitika io : mampalahelo loatra le fisainana, :evil:
22. xxx ( 17/08/2004 09:52)
Raha izaho enao raha mbola misy ny choix dia aleo alana le zaza,cas de force majeur,satria na rehefa lehibe aza izy ka mahalala ny tantara dia mitarika traumatisme psychologique izany,nefa asa aloha. :cry:
Le xxxx be vanitika io,lehilahy angamba izy io fa tsy mba manana fo mangoraka mihintsy,sa sao dia io le.....nanao abus sexuel :?:
23. lema ( 17/08/2004 12:00)
néna alou tonga dé mitadiva rainy afa e!
amizay tonga dé mitovy @ hoe tena zanany lé zaza raisiny mitovy @ zanany betsaka kou anie ny lhl tsy mametraka olana @ zany e! sady olona afaka mifanampi aminao tadiavina.azavao tsotsotra @ lery ny tantara dé mety i- comprendre eo ihany izy na ko esory fa ny" diavola-kolava ny kilalao mbola ho ela "
24. fijo ( 17/08/2004 21:57)
amiko dia zaza tsy niriana io ,ka tsy hitako mihintsy izay hitazomana azy.any aoriana any aza mbola hamerina aminao ny zava nitranga ny fahitanao azy.ary rehefa mba hanao toy ny zaza rehetra izy ka hanontany hoe iza na aiza kay ny dadako dia ahoana hoy ianao?lazainao azy ve fa izy dia vokatry ny herisetra =>izany hoe tsy nirina????
saino tsara fa mbola lavitra ny fiainana.
mahereza fa mafy izany mahazo anao izany.
25. xxx ( 09/11/2004 16:34)
mahafinaritra ahy ny maita reto olona ato mahay mifanohana, mifanampy ary mifankahery amin\'izay zava-manjò
26. fijo ( 09/11/2004 22:39)
ny reniny no vonjena aloha fa izy no efa eo.
27. kintanala ( 15/02/2005 20:24)
Tsy mora ilay fanapan kevitra fa raha izaho aloha dia tsy ho esoriko ilay zaza!! ...

eh!!
abus sexuel?..dia avela @zao fotsin ve zan?....tsss
28. fijo ( 15/02/2005 21:50)
izay le olana ????????????
29. booboo ( 18/02/2005 13:41)
hein ? mametraka fanontaniana ve fijo eo ?
30. fijo ( 21/02/2005 23:39)
an an milaza ny fanapahankevitra aho ka.vokatry ny abus ve de tazomina ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4244