Violence conjugale
21. pitchou
(
20/08/2004 15:59)
fijo> enao ihany no ho fanina voalohany eo raha sendra ny tanany lasa tsy fidiny! hihihi! izay vao hoe tsy ankamely ambanin'ny fehikibo!
23. pitchou
(
24/08/2004 10:44)
mitarika @ inn fijo? midaroka v? d maninn zao raha tsy mamaly nefa? :{
24. fijo
(
24/08/2004 19:58)
kay,tsy hamaly hoe?voadaroka ve dia tsy hamaly?kristianina ngamba :-* :twisted: :idea:
27. fijo
(
30/08/2004 21:15)
tandremo fa raha maty bougie ny fiara vita an.ny LHL koa torak'izay. :-*
28. nikopol
(
31/08/2004 06:47)
fijo hihihi, mahery le bougie !
mumu aiza kousa de ho any ambanimbany any! kay! marary io an
mumu aiza kousa de ho any ambanimbany any! kay! marary io an
