ohabolana
21. xxx
(
26/07/2004 12:01)
Diso kosa le ohabolana nampidirin'i mabloo voalohany e !
"Ny fanahy no mahaolona" fa tsy hoe "ny fanahy no olona"
Ny olona dia vatana, saina, fanahy, ary io fanahy io no mahaolona azy tsy itovizany amin'ny biby satria ny biby koa manana vatana sy saina.
Zay

25. kally
(
05/08/2004 18:12)
Moral drakaka(foza) : na dia efa ao anaty vilany aza mbola ambony foana ny tanana.