ho antsika namana eto antanindrazana na ireo mandalo eto manao ny fialantsasatra.

41. ravatorano ( 22/07/2004 13:33)
:D misaotra anareo tokoa eh
hevitra fotsiny moa no natsipiko teto satria efa maro ihany ireo namana nifankafantatra taorian ny fifandraisana ara viritialy teto amin ny serasera.org .Efa voalazako tary amboalohany fa efa nisy andiany voalohany izahay niaraka nifanome fotoana d niara nitafa ary teo no nitsiry ny hevitra mba hanitarana ilay fihaonana.
Dia raikitra izany fa amin ny 31 Jolay izao.
Ny zavatra azo entina aloha dia :
rano izay tianao sotroina
tsaky na amuse guele izay revenao
ireto koa anefa azotsika entina dia ny 'gitara , clavier hiarahana mihira ary indrindra indraindra ny appareil photo numerik izay manana.
Tena ilaitsika io fakatsary nimerika iio koa dia iangaviana antanandroa izay mbo manan mba andeso re azafady eh :wink:
Marina ny tenin i Sarondrahona fa ny fotoana volamena koa dia mba samia ary mieritreritra izay hahasoa ilay fihaonana ka handrindratsika rhtr fihavanana vaovao , mba hifanakekezatsika bb kokoa.
Izay ary fa dia mbola manentana ihany ny namana ho tonga maroIsika rhtr namana miara mientana
isika rhtr ihany no tompon ny fiantsoana eh
isika samy isika ihany io eh
eo amin ny 67 atsimo izany eo amin ny poste no fotoana ka dia izay mahita ny cygernet moa dia ao izany ilay toerana.

Misaotra antsika rhtr ho avy ary misaotra koa ireo namana any dilambato nanaome hery antsika teto
42. fyjl ( 22/07/2004 14:42)
Tsara mitsy raha mba misy tonga mialoha ny hatongavan'ny rehetra mba hiara-mandinika farany izay tokony hatao (ordre du jour, sns...).
Tsy voatery ho eo @ poste fa azo atao tsara ny mitady ny logt 255. Na na ny marainan'ny 31 na ny andro vitsivitsy mialoha an'io de tsara foana.
Midira dia tadiavo FyJL fa hanoro anao izay misy azy ny ao. (Aza tonga @ heure de repas fa za tsy hizara an!).
Hiezaka ihany koa aho ny hitady Camera mba hiraiketana fahatsiarovana ka havadika CD mba ho mora ny fampiasana azy.
Dia misaotra indrindra @ fifanampiana fa zava-dehibe zany ary an'isan'ny tanjontsika namana rehetra.
43. princesse ( 23/07/2004 06:08)
aleo amafisina fa so dé tsy tadidy ary 31 juillet @ 15h logt 255 67ha. Mankalaza e!!!!!!!!! dé any miôna ary!!!!!!
44. dronga ( 23/07/2004 08:59)
oay milay zany zalahy sy zavavy isany an.misy ohatr'izany indray ve .miresaka tsy mifankahita aza atao ko misy ahatran'ny hoe mivantana indray ve .
ho avy tsika rehetra an aza adino .
45. dof ( 23/07/2004 14:41)
Tena miala tsiny aminareo namana rehetra fa tsy eto Tana ny tenanay @ io fotoana io fa ho any @province tamatave ka miala tsiny indrindra. Mba hampitao aminay ihany ny vokatry ny dinika.Veloma daholo fa 30 izao no miala eto aho ary miverina 3 aout izaho
46. dof ( 23/07/2004 14:44)
Tena miala tsiny aminareo namana rehetra fa tsy eto Tana ny tenanay @ io fotoana io fa ho any @province tamatave ka miala tsiny indrindra. Mba hampitao aminay ihany ny vokatry ny dinika.Veloma daholo fa 30 izao no miala eto aho ary miverina 3 aout izaho
47. fyjl ( 24/07/2004 08:14)
Ho ezahana ny hitantarana azy mivantana ao @ chat satria misy ihany ny possibilité ahafahana mi-connecte. Koa hoan'izay tsy afaka manatrina io fotoana io dia afaka miaina an'erireritra ihany izy e! tsy maintsy ho taterina eto @ forum ihany koa izany avy eo!
48. mozart ( 24/07/2004 09:24)
zah aloha tonga de afaka e! sady any koa no ijereko sy hahafantarako ireo sipa mpanadala ao @tchat ireo!!zay fa manantena antsika namana eto tanà e!!
49. kitjo ( 24/07/2004 10:19)
oviana ny manaraka kay?
za mety handalo any herinandro fts faran' ny volana aout.
Mba lazao raha misy ny manaraka anaovana programa e!
50. six ( 24/07/2004 11:16)
fyjl> en simultanée sur chat.serasera.org zany io raha azoko tsara! hihih
matotra b zany e
d tongava maro
mozart> d ao hono zany misy mozika e! d ataontsika am zay le concert sa aona?
51. xxx ( 24/07/2004 11:27)
Ary angaha efa misy poasitra eo amin'ny 7ha
52. sarondrahona ( 24/07/2004 12:52)
Masamasaho tsara fa ho avy izahay anie e! - Alao hery daholo e !
53. nyeja ( 25/07/2004 06:48)
8) kikou,
dia raikitra zany ilay amin'ny 31 io e ny tenanay aloha dia manohana koa ilay hevitra mba hihaonantsika rehetra , ny 15 aout aloha dia mety e dia manaraka izay koa dia manentana antsika namana avy any am-pita mba ho avy raha sendra mandalo manao fialatsasatra e . Ho avy Ny Eja zany ny 31 aout ary hiventy tononkalo kely raha sitrakareo,
ba mamy be daoly dia manantena antsika poety eto namana mba ho avy koa an .
Ny Eja
54. hery ( 25/07/2004 07:06)
Woay, ho avy Ny Eja... tena sambatra ihany nareo any ry zareo.
55. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:15)
misy teny mamy any znay .. assure
56. ainakelyio ( 26/07/2004 13:36)
kely fotsiny é , rehefa manao zavatra dia mba ataovy iray volana mialoha fara_faha tarany dia @'izay matotra fa raha ny tenanay izao te hoavy nefa dia tsy afka fa feno ny fotoana ; ny hevitra azo atao dia izao asio @'ny manaraka dia ataovy milay ny organisation fa hoavy é. Dia mirary soa é (l)
57. andriambelo ( 27/07/2004 14:45)
Ndao ary hiara-mijery Eric Manana amin'ny 21 Aout e
58. rfm ( 30/07/2004 12:52)
d\'efa enjehinay any \'zany le pro na de hoe tampoka tam\'nay azany...manantena ny tenan\'ay fa ho afaka...KO! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911